Tsik' Telo

Tsik' Telo Vente de vêtements, sac , divers articles

Ny équipe Tsik'Telo dia miarahaba ny reny rehetra 🎉🎉❤️
31/05/2026

Ny équipe Tsik'Telo dia miarahaba ny reny rehetra 🎉🎉❤️

Mbola dispo ireto pant Wide-leg tendance b reto a tissue vrai jeans matevina daholo❤️Taille S,M ,L ,XL Prix Tsy miova li...
28/05/2026

Mbola dispo ireto pant Wide-leg tendance b reto a tissue vrai jeans matevina daholo❤️
Taille S,M ,L ,XL
Prix Tsy miova liquidation 10000ar avokoa nef qualité TBE
Sur livraison na récupération fona ny antsika .
Aza tara Ary .

Cc daholo❤️Promotion be pant Wide-leg tous à 10000ar 😍😍Mp aingana fa mandalo ny offre a , fripe TBE hatrany Sur livraiso...
11/05/2026

Cc daholo❤️
Promotion be pant Wide-leg tous à 10000ar 😍😍
Mp aingana fa mandalo ny offre a , fripe TBE hatrany
Sur livraison na récupération atrany fona 🛵

08/05/2026
Bonsoir daholo 👋Ireto ary Ilay arrivage niandrasana , Friperie 1ères choix ,bon qualité, maro isafidianana 😍.Misy une pl...
07/05/2026

Bonsoir daholo 👋
Ireto ary Ilay arrivage niandrasana , Friperie 1ères choix ,bon qualité, maro isafidianana 😍.
Misy une place , deux places ary trois places.
Livraison par tous à Madagascar, na récupération

Mp aingana aryyy

Bonjour daholo 👋👋 Tonga ary ny arrivage tsika : drap plat, housse, couvre lit Friperie 1ères choix.❤️Maro isafidianana ,...
05/05/2026

Bonjour daholo 👋👋
Tonga ary ny arrivage tsika : drap plat, housse, couvre lit Friperie 1ères choix.❤️
Maro isafidianana , prix Mora à partir 8000ar pas plus de 20000 ar
Livraison par tous à Madagascar.

Bonjour daholo👋 lundi indray ny andro a , herinandro Vaovao a día Sady manimanitra arrivage Vaovao Koa fa Aza Miala @ pa...
04/05/2026

Bonjour daholo👋
lundi indray ny andro a , herinandro Vaovao a día Sady manimanitra arrivage Vaovao Koa fa Aza Miala @ page a , abonnéo ny page día invitéo ny namana ❤️ fa en attendant bonne semaine à tous 😘😘

Indraindray ,ny fitsaharana no manome Hery antsika handroso lavitra kokoa .💫💫     'telo
02/05/2026

Indraindray ,ny fitsaharana no manome Hery antsika handroso lavitra kokoa .💫💫
'telo

Na inona na inona sedra ,mpandresy ianao! 💪🙏❤️ AMEN !
29/04/2026

Na inona na inona sedra ,mpandresy ianao! 💪🙏❤️
AMEN !

Vakina Tsara ny conditions de vente tsika ❤️Merci de votre confiance _ Tsik'Telo
28/04/2026

Vakina Tsara ny conditions de vente tsika ❤️
Merci de votre confiance _ Tsik'Telo

Address

Ambohidratrimo
Alakamisy
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsik' Telo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share