Mihanta shop'in live

Mihanta shop'in live Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mihanta shop'in live, Shopping & retail, By Pass, Alasora.

🤜🤜Abonnez-vous🤜🤜
Vente en ligne en gros et Détail
Ici,on vend tout🥰
Bon plan à petit prix👚👖👕

🛵🚲Livraison rapide
Mandefa any amin'ny faritra

Restez Branché,Tu vas kiffer☺️☺️

😘Bisouuss😘

📞 038 67 071 45

Bonjour bonjour Malala Ann👋🏼❣️ Ireto ki misy pantalon tavela Tonga de soldé tsika 5.000 ar daholo ann🔥📢 Mbola manja bé d...
28/05/2026

Bonjour bonjour Malala Ann👋🏼❣️

Ireto ki misy pantalon tavela Tonga de soldé tsika 5.000 ar daholo ann🔥📢

Mbola manja bé daholo Ireto izy ann💯🔥

27/05/2026

Mirary tontolo andro mahafinaritra bé ho antsika rehetra 🙏🏼🥰 eo ambany fitahian'ilay nahary antsika ❤️🙏🏼

De aza kivikivy zany raha sendra mandalo olana 💪🏼 fa izy mafantatra izay mahasoa sy manomana lalana tsara be ho antsika🙌🏼❤️

Indraindray ao ambadik'ireny sedra mafy bé ireny no isehoan'ny famirapiratana🌞💯🔥
Manoroka mamy bé ho antsika rehetra😘

26/05/2026

pijama adulte🥰

Coucou daholo ndray🥰🥰Nanao ahoana ny fety?hisy arrivage tsika maman fa araho foana ny page🥰🥰merci beaucoup ho antsika re...
26/05/2026

Coucou daholo ndray🥰🥰
Nanao ahoana ny fety?hisy arrivage tsika maman fa araho foana ny page🥰🥰merci beaucoup ho antsika rehetra izay efa nandray anjara,bisou bé daol😘😘😘😘

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Tafitasoa Nadiah Henintsoa, Lantonirina Ratovoson, Hary Prisca, Lanto Nia...
21/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Tafitasoa Nadiah Henintsoa, Lantonirina Ratovoson, Hary Prisca, Lanto Niaina, Claudine Ma Randrianarison, Prisca Lynda, Ash'ly Yan, Mimichou Minos, Yar's Steccilyah, Ruth Winner, Mirana Mia, Alex Fanomezantsoa, Chaussure Henika, EP LA Pouponniere Alasora

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans

19/05/2026

palazzo velours😍🥰

Mipoaka be ny entantsika ato ry malala isany annnn 😍, miomakomana miomakomana ny jp an 18h15 ny fotoanantsika ary fa ats...
19/05/2026

Mipoaka be ny entantsika ato ry malala isany annnn 😍, miomakomana miomakomana ny jp an

18h15 ny fotoanantsika ary fa atsoy daholo ny akama ann

Araho hatrany ny pagetsika

👊🏼 Mirary talata tsy gorabaka ho antsika rehetra kie ry Malala ah😂🥰 ""Fa nahoana loatra Ary de natao ho gorabaka n'y And...
19/05/2026

👊🏼 Mirary talata tsy gorabaka ho antsika rehetra kie ry Malala ah😂🥰

""Fa nahoana loatra Ary de natao ho gorabaka n'y Andro talata ee??..""😆🫪

MBÔ tenenino ao amin'ny commentaire hoe kie ny Antony fa Mbola tsy tena azoko hatramin'izao😅🤦🏼😜

17/05/2026

destockage,🎁

16/05/2026

Velours🥰❤️🔥💯

Tena efa tapitra kosa kie saison any piscine eee😄👌🏼 efa tena mangatsiaka le andro 😮‍💨🥶 amin'ny volana novembre any ndray...
16/05/2026

Tena efa tapitra kosa kie saison any piscine eee😄👌🏼 efa tena mangatsiaka le andro 😮‍💨🥶 amin'ny volana novembre any ndray🥺👊🏼

Fa iatrehantsika an'ity ririna ty lo de ina mba tinareo ho vakitsika ndray
✅ Blouson fourrure ♥️
✅Moumoute❣️
✅Jogging
✅Pijama enfant na adulte....
✅Velours miracle
Na teneno ao Amin'ny commentaires ao Zay MBA tiany lisany ry Malala ahh♥️❣️
Bon week-end daholo ohhh🥰🫶🏼

Address

By Pass
Alasora
102

Telephone

+261386707145

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mihanta shop'in live posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mihanta shop'in live:

Shortcuts

Share