12/09/2026
🛑 TANDREMO: NY FAMBARA 3 FA EFA TOKONY HOJERENA NY TURBO-NAO!
Matetika isika mpamily dia manao tsirambina ny feo na ny fihetsika hafahafa ataon’ny fiara. Raha misy turbo ny fiaranao, ireto misy fambara 3 tsy azo tsinontsinoavina:
1️⃣ Feo hafahafa (Sifflement): Raha vao manomboka misioka mafy loatra ny turbo rehefa manitsaka accelerateur ianao, dia mety misy "fuite d'air" na efa misy fahasimbana ao amin'ny turbo .
2️⃣ Setroka manga na fotsy matevina: Raha vao misy setroka hafahafa mivoaka eo am-pandehanana, dia midika izany fa misy menaka tafiditra any amin'ny "combustion". Loza ho an'ny motera izany raha mitohy!
3️⃣ Mihena ny herin'ny fiara (Perte de puissance): Tsy misy "reprise" intsony ny fiara, indrindra rehefa miakatra na hisongona. Sahala amin'ny hoe misy misintona mihemotra ilay fiara.
⚠️ Ny vokatry ny tandrevaka? Mety hipoaka ny turbo ka hitarika any amin'ny fahasimban'ny motera manontolo (moteur emballé).
🔧 Aza miandry ho tara! Eto amin'ny "Turbocare", izahay dia manana traikefa manokana amin'ny: ✅ Diagnostic feno ny Turbo. ✅ Fanadiovana sy fanafoanana ny loto (Calamine). ✅ Fanoloana "CHRA" na "repair kit" na "KIT COMPLET'.
👉 Mifandraisa aminay avy hatrany:
📞034 04 916 10