Hazavana Electro Maevatanana

Hazavana Electro Maevatanana Hazavana Electro dia fivarotana manampahaizana manokana amin’ny herinaratra, jiro, fitaovana elektronika ary kojakoja ilaina an-trano.

Kalitao sy fahatokisana no iankinanay. Tonga soa eto amin’ny tontolon’ny vokatra manara-penitra!

🔥 OFFRE SPÉCIALE – MICRO-ONDES SEVERIN 🔥Équipez votre cuisine avec des micro-ondes performants à des prix exceptionnels ...
27/06/2026

🔥 OFFRE SPÉCIALE – MICRO-ONDES SEVERIN 🔥

Équipez votre cuisine avec des micro-ondes performants à des prix exceptionnels !

✅ 7750 – Micro-ondes 2 en 1 Grill 20L – 650.000 Ar
✅ 7761 – Micro-ondes 20L – 640.000 Ar
✅ 7752 – Micro-ondes 3 en 1 (Grill + Air chaud) 25L – 950.000 Ar
✅ 7755 – Micro-ondes Grill 20L – 1.200.000 Ar
✅ 7756 – Micro-ondes 20L – 650.000 Ar
✅ 7753 – Micro-ondes Grill 25L – 850.000 Ar

✨ Produits de qualité
🛡️ Garantie
💯 Prix compétitifs

📍 Rendez-nous visite dès aujourd'hui ou contactez-nous en message privé pour plus d'informations.

⏳ Stock limité – Profitez-en avant la rupture !

Arrivage
19/06/2026

Arrivage

🔵 HAZAVANA ELECTRO – MAEVATANANA🔥 PROMOTION SPÉCIALE🛠️ PULVÉRISATEUR MANUEL À DOS16 Litres – Haute puissance✔️ Construct...
03/06/2026

🔵 HAZAVANA ELECTRO – MAEVATANANA
🔥 PROMOTION SPÉCIALE
🛠️ PULVÉRISATEUR MANUEL À DOS
16 Litres – Haute puissance
✔️ Construction robuste
✔️ Gâchette renforcée
✔️ Haute résistance
✔️ Facile à transporter
💰 PRIX : 80.000 Ar
📍 Disponible chez :
HAZAVANA ELECTRO – MAEVATANANA

✨Promotion fetin’ny Reny✨Ireo ary ny entana TSARA KALITAO Sady MORA mba hahafahanao manome hafaliana an’i Neny 💖🛍️ Vokat...
22/05/2026

✨Promotion fetin’ny Reny✨

Ireo ary ny entana TSARA KALITAO Sady MORA mba hahafahanao manome hafaliana an’i Neny 💖

🛍️ Vokatra misy:

* Extracteur de jus
* Fer à repasser vapeur
* Cocotte minute (5L, 7L, 9L)
* Machine à café
* Brushing sy Lisseur
* Mixeur plongeant
* La Four sy ny micro-ondes

🎉 PROMOTION MANOKANA
👉 Hatramin’ny -30% amin’ireo entana voafantina

⏳Tolotra manampetra hatramin’ny 31 may 2026

💝 Omeo fanomezana mahasoa sy manamora fiainana i Neny amin’ity fetiny ity!

📍 Hazavana Electro akaikiny gare routière MAEVATANANA

ARARAOTINA HO AN’NY FETIN’NY RENY 💐✨ Omeo fanomezana mahasoa ho an’i Neny🧺 Machine à laver 🔥 Fihenam-bidy manokana💥 Hatr...
21/05/2026

ARARAOTINA HO AN’NY FETIN’NY RENY 💐

✨ Omeo fanomezana mahasoa ho an’i Neny
🧺 Machine à laver

🔥 Fihenam-bidy manokana
💥 Hatrany amin’ny -30%

✅ Mitsitsy fotoana
✅ Mora ampiasaina
✅ Mahavita manasa sy manamaina

🎁 Promo manokana ho an’ny Fetin’ny Reny
📍 Tongava maka ny anao dieny izao!

‼️FRIGO MORA BE‼️📣 Ho antsika rehetra, tonga ity ny promotion aminy RÉFRIGÉRATEUR ato aminy Hazavana Electro 🚨hatraminy ...
28/04/2026

‼️FRIGO MORA BE‼️

📣 Ho antsika rehetra, tonga ity ny promotion aminy RÉFRIGÉRATEUR ato aminy Hazavana Electro

🚨hatraminy -20% be izao re olona ny fihenambidy a !

🏃‍➡️🏃‍♀️‍➡️Aza Miandry ela ary fa tongava mandray anjara fa efa vitsivitsy izy ato

❗️Tolotra manankery hatraminy 31 may 2026

📍Hazavana Electro Akaikiny Gare

📢 “Vaovao be ho anareo rehetra !”🧊 “Fihenam-bidy lehibe amin’ny réfrigérateur rehetra !”🔥 “Vidiny midina, kalitao miakat...
12/04/2026

📢 “Vaovao be ho anareo rehetra !”
🧊 “Fihenam-bidy lehibe amin’ny réfrigérateur rehetra !”
🔥 “Vidiny midina, kalitao miakatra !”
💥 “Tsy ho diso ianao — fotoana izao hanavaozana ny ao an-trano !”
📍 “Tongava haingana fa voafetra ny stock !”
😄 “Réfrigérateur matanjaka, mitsitsy herinaratra, ary maharitra !”
🎉 “Aza tara — manomboka izao ny promotion !”

🚨 Promotion Saint valentin 2026 !!!🚨 Mendrika mihoatra noho fehezam-boninkazo izy amin’ity Saint-Valentin ity 😉Amin’ny 5...
12/02/2026

🚨 Promotion Saint valentin 2026 !!!🚨
Mendrika mihoatra noho fehezam-boninkazo izy amin’ity Saint-Valentin ity 😉
Amin’ny 5.000.000 Ar, ianao no ho mahery fo amin’ny Andron’ny Mpifankatia.❤️

Mifarana amin’ny faran’ny volana Febroary ny tolotra.

💡PROMOTION MORA BE!!!💡Araraoty ny tolotra manokana ao amin’Hazavana electro maevatananaJIRO SOLAIRE VISTA(Rechahrgeable ...
06/02/2026

💡PROMOTION MORA BE!!!💡
Araraoty ny tolotra manokana ao amin’Hazavana electro maevatanana

JIRO SOLAIRE VISTA(Rechahrgeable Led Lantern)
-20% ny fihenam-bidy
-maharitra sy mahery vaika
-miandry anao ny loko maro isan-karazany

📍Tongava avy atrany ao amin’ny toeram-pivarotana!

💥PROMOTION MORA BE!!!💥Ao amin'ny hazavana electro maevatanana🏪-Fer a repasser-Bouilloire(chaufe eau)-Cocotte(autocuiseur...
06/02/2026

💥PROMOTION MORA BE!!!💥
Ao amin'ny hazavana electro maevatanana🏪

-Fer a repasser
-Bouilloire(chaufe eau)
-Cocotte(autocuiseur)

_Fihenam-bidy 10% amin ireo fitaovana rehetra ireo.

Kalitao tsara
Mora ampiasaina
Vidiny mirary
Tongava lafatra ho an’ny tokatrano

_voafetra ny fotoana,ka tongava haingana sao tara.

🫰Aza adino:PROMOTION MORA BE!!!

Address

Ambanja

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hazavana Electro Maevatanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category