E-Bazar Fi

E-Bazar Fi Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from E-Bazar Fi, Household Supplies, Antsahamarina, Ambatomanga.

Coucou daholo 🙂✅Maro be ianareo no niandry ireto trousse raphia vokarinay ireto an 😍😍✅Efa misy disponible indray ato ami...
18/03/2026

Coucou daholo 🙂
✅Maro be ianareo no niandry ireto trousse raphia vokarinay ireto an 😍😍
✅Efa misy disponible indray ato aminay izao fa araraoty ary 💯👌👌
✅Manome prix de gros izahay ho an'ny mbola hivarotra 💥
✅Couleur dispo: naturel,thé, marron, bleu, rouge, jaune, grenat, vert armé
✅Ho antsika any amin'ny faritra dia atao mialoha ny paiement ‼️
✅Contact: 034 73 491 48

📞 ALLO ALLO !--🥰 : Vita 'lay commande-nao tompoko.🦸‍♀️ : Eny ary, mba livrer-na rapitso🥰 : Eny ary tompoko--Ny ampitso (...
27/02/2026

📞 ALLO ALLO !
--
🥰 : Vita 'lay commande-nao tompoko.
🦸‍♀️ : Eny ary, mba livrer-na rapitso
🥰 : Eny ary tompoko
--
Ny ampitso (livreur efa andalana):
🥰 : Allo! mba miverena azafady fa tsy mbola misy hono 'lay vola angalana ny entana
🏍 : Hay, eny ary 🥱
--
Ny eriny :
🦸‍♀️ : Mba livrer-na ary lay entana oh
🥰 : Eny ary tompoko, zany
🦸‍♀️ : 13h 😄
🥰 : Eny ary 😉
--
🏍 : Allo! anao an'lay livraison azafady
🦸‍♀️ : Ok, 13h30 à 14h, etsy ny repère 😄
🏍 : Eny tompoko
🏍 : 13:30 efa eto repère tompoko
🦸‍♀️ : Mba endraso vety2 ary ah, mbola maka vola vety2 andohavana azy 😊
🏍 : eny ary 🙄
🏍 : 14:00, mety mbola ho ela ve 🙄 ?
🦸‍♀️ : Tena mbola tsy tonga 'lay vola azafady fa , afaka miverina ve refa kely2 ?
🏍 : ... (inona no tokony avalin'ny livreur)
--
Mba matotra re tompoko fa samy manana ny fandaharam-potoanany anie eh !!
Teny hatsipy ho an'ny manam-panahy
😌🙏👊

26/02/2026
Heyy 🙂✅Mbola dispo ato aminay ireto poêle ireto an ❤️💓✅Anti-adhésif, 30cm de diamètre 30.000Ar/1Manao livraison ,mandefa...
23/02/2026

Heyy 🙂
✅Mbola dispo ato aminay ireto poêle ireto an ❤️💓
✅Anti-adhésif, 30cm de diamètre
30.000Ar/1
Manao livraison ,mandefa any amin'ny faritra ihany koa 😍

 🌨🌧🌪🌨🌩rehefa manomboka @ G hono ny anarana cyclone dia mafimafy izy zay, marina ve zany ? 😱😱Tadidinareo ve :Geralda, gaf...
10/02/2026



🌨🌧🌪🌨🌩

rehefa manomboka @ G hono ny anarana cyclone dia mafimafy izy zay, marina ve zany ? 😱😱

Tadidinareo ve :
Geralda, gafilo

Fa zay tsara fihomanana tsy tapohin'ny loza e 🙂😉

🚨🚨🚨
Vaovao farany momba ny rivo-doza GEZANI hita tamin'ny internet :

- Araka ny vinavinan’ny Météo France, Gezani dia efa nitombo ho Cyclone Tropical ary mety hahery kokoa ka mety ho Cyclone Tropical Intense alohan’ny hidirany amin’ny morontsiraka.

- Ankoatra ny rivotra mahery, Vinavinaina ihany koa fa :
- mety hitondra rotsak’orana be (100–150 mm/24h)
- manodidina ny ~150 km/h, miaraka amin’ny rafales mahatratra hatramin’ny ~210–250 km/h eo amin’ny faritra akaiky ny foiben’ny Gezani.

Samia miomana tsara daholo ary e : ny sakafo, ny fanamafisana/fahamailona zavatra mety ampidi-doza vokatry ny rivotra ny rotsak'orana.

Mirary soa antsika rehetra !
😊🤗

Sary : zoomearth


🚨🚨🚨Na tapaka aza ny jiroTsy maintsy vita ny asa eh !!😁😘❤️Ho avy tsy ho ela ny arrivage ohTrousse raphia tsara kely🥰🤩💫🎉
09/02/2026

🚨🚨🚨
Na tapaka aza ny jiro
Tsy maintsy vita ny asa eh !!
😁😘❤️

Ho avy tsy ho ela ny arrivage oh

Trousse raphia tsara kely
🥰🤩💫🎉

Poêle TFal, 26cm de diamètre 25.000Ar 🤩
29/01/2026

Poêle TFal, 26cm de diamètre
25.000Ar 🤩

Heyy 😉Aza variana fa ireto aloha ny fitaovan-dakozia Européenne disponible 🤩🤩Manao livraison, mandefa any amin'ny faritr...
28/01/2026

Heyy 😉
Aza variana fa ireto aloha ny fitaovan-dakozia Européenne disponible 🤩🤩
Manao livraison, mandefa any amin'ny faritra rehetra

Coucou daholo 🙂✅Week-end manimanitra kely indray amin'ireto brocante Européene ireto an 🤩🤩✅Anontanio indray izay mety ar...
24/01/2026

Coucou daholo 🙂
✅Week-end manimanitra kely indray amin'ireto brocante Européene ireto an 🤩🤩
✅Anontanio indray izay mety ary
✅Manao livraison izahay, mandefa any amin'ny faritra rehetra ihany koa 💯

Anareo indray ny safidy amin'ireto ary e ☺️30.000Ar/1
15/01/2026

Anareo indray ny safidy amin'ireto ary e ☺️
30.000Ar/1

Address

Antsahamarina
Ambatomanga

Telephone

+261333220250

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-Bazar Fi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share