11/04/2026
☝️ ASIANA VINAIGRE IRAY SARONY ILAY RANO FARANY HANAKOBANANA LOHA INY ☝️
Coucou 👋
Iza no efa mpanao azy io ❓
Ny ahy ataoko anaty rano izay zinga ny vinaigre iray sarony ☺️
Voka-tsoa :
✅Mangirana ny volo
✅ Maivamaivana kokoa
✅ Miala ny anga-drano
✅ Tsy tian'ny biby kely toy ny hao
Andramo anie e ☺️
❣️ Koa dia mirary soa hatrany 💋
✍️ 𝑀𝐼𝒮𝒮 𝐼𝒮 𝒷𝓎 𝒞.