Mampanofa Robe Mariée

Mampanofa Robe Mariée LOCATION ROBES MARIEES

21/01/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ny Ãïnæ Tëndry, Sitraka RHaingo

08/11/2024

Hoanao mitady robe mariée en location manasa anao hiditta mp Mbola misy date malalaka novembre Ty sy décembre.

🚨🚨TSY SASATRA ZAHAY MAMPAHAFANTATRA HATRANY ITY CONDITION DE LOCATIONS ANAY ITY🚨🚨Conditions de locations: 1.Mila photoco...
22/07/2023

🚨🚨TSY SASATRA ZAHAY MAMPAHAFANTATRA HATRANY ITY CONDITION DE LOCATIONS ANAY ITY🚨🚨
Conditions de locations:
1.Mila photocopie CIN anareo roa hivady atao mazava tsara (entina aseho anay ny original)
2.invitation mariage na koa photocopie couleur
3.certificat de residence an-dRavehivavy (1) nalaina herinandro hakana lay robe.
4.misy ny contrat fifanekena ifanaovantsika roa tonta sonia
5. Misy ny caution tsy maintsy apetraka:150 000ar marihanay vola miverina aminareo tsy banga raha toa ka tafaverinareo tsy misy olana lay robe nofainareo taminay.
6.hoany robe misy fahasimbana miverina aty aminay kosa Dia mihena 20 000ar isaky ny fahasimbana hita Io vola caution io(arakaraky ny fahasimbana misy mety mitombo io:rovitra,tasy menaka,etc...)
FARANY: 50 000AR tarif location robe mariee tsy misy traine sy 100 000ar kosa ny misy traine rehetra.efa samy miaraka aminy accessoires voile sy gants daholo reo voalaza ireo
Droit mijery mivantana: zero ariary
Droit manandrana :5000ar eny na hanandrana an'izy rehtra aza ianao😊
Mirary anao hotongasoa ato aminay😊
Contact 0344036600

22/07/2023

LOCATION robe mariée manomboka 50 000ar efa miaraka am voile sy gants mbola misy robe dispo mois d'août.mp ou 0344036600 pour rdv

22/07/2023

Mbola mitohy location robe mariée ato aminay manomboka 50 000ar location efa miaraka am voile sy gants mbola misy robe dispo mois d'août.mp ou 0344036600 pour rdv

04/08/2022

Manao LOCATION ROBE MARIEE.LIEU: Ambojanahary Antehiroka.cont:0344036600.ORA FANDRAISANA:DE 9H A14H.

Conditions de locations: 1.Mila photocopie CIN anareo roa hivady atao mazava tsara (entina aseho anay ny original)2.invi...
08/08/2021

Conditions de locations:
1.Mila photocopie CIN anareo roa hivady atao mazava tsara (entina aseho anay ny original)
2.invitation mariage na koa photocopie couleur
3.certificat de residence an-dRavehivavy (1) nalaina herinandro hakana lay robe.
4.misy ny contrat fifanekena ifanaovantsika roa tonta sonia
5. Misy ny caution tsy maintsy apetraka:150 000ar marihanay vola miverina aminareo tsy banga raha toa ka tafaverinareo tsy misy olana lay robe nofainareo taminay.
6.hoany robe misy fahasimbana miverina aty aminay kosa Dia mihena 20 000ar isaky ny fahasimbana hita Io vola caution io(arakaraky ny fahasimbana misy mety mitombo io:rovitra,tasy menaka,etc...)
FARANY: 50 000AR tarif location robe mariee tsy misy traine sy 100 000ar kosa ny misy traine rehetra.efa samy miaraka aminy accessoires voile sy gants daholo reo voalaza ireo
Droit mijery mivantana: zero ariary
Droit manandrana :5000ar eny na hanandrana an'izy rehtra aza ianao😊
Mirary anao hotongasoa ato aminay😊

Address

Garage Tsaradia
Ambohijanahary

Opening Hours

Monday 12:00 - 14:00
Tuesday 12:00 - 14:00
Wednesday 00:00 - 14:00
Thursday 12:00 - 14:00
Friday 12:00 - 14:00
Saturday 12:00 - 13:00

Telephone

+261344036600

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mampanofa Robe Mariée posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mampanofa Robe Mariée:

Share