04/07/2026
Ndao ilalao oo 🥰
🎉🎉 JEU CONCOURS SPÉCIAL 10 000 ABONNÉS 🎉🎉
Misaotra antsika rehetra nahatonga ny pejy hahatratra 10 000 abonnés! 🥹❤️ Tsy ho tanteraka izany raha tsy noho ny fanohanana sy ny fitokisanareo.
Ho fankasitrahana anareo dia manolotra JEU CONCOURS izahay! 🎁🥥
📌 Ireto avy Ary ny fepetra:
🎉Ataovy suivre ny pejy.
🎉Asio réaction ity publication ity.
🎉Partager-o amin'ny mode public.
🎉Tagueo namana 3 ao amin'ny commentaire.(afaka manao commentaires maro fa olona samy hafa no tagué-na
🎁 Loka:
🥥 Huile de coco pressée à froid 250ml hoan'olona 1
🥥 Cadeaux Surprise hoan'olona 2
📅 Faran'ny jeu : Samedi 11/07/2026 à 15h
🎊 Tirage : Hatao mivantana (Live) mba ho mangarahara,
Mirary soa ho an'ny rehetra! 🍀
Ary misaotra indrindra tamin'ny fitokisana sy ny fanohanana hatrany. ❤️
#