Chez Almah Shopping

Chez Almah Shopping Vente en ligne ... Shopping 👙👖👕🎽👚👔👗👘👢👜👛💼👡

23/04/2026
01/04/2026

Avec AiManantsu – J’ai une série en cours ! Je suis super fan depuis 8 mois d’affilée. 🎉

📢allo allocoucou daholo maman reto n'y arrivage tsika androany Toute a 20.000ar daholo Zay hitanao Avec étiquette/ sans ...
26/02/2026

📢allo allo
coucou daholo maman
reto n'y arrivage tsika androany
Toute a 20.000ar daholo Zay hitanao
Avec étiquette/ sans défaut/ prête a porté
✍🏾✍🏾✍🏾✍🏾

25/02/2026

Ndao mba hifampizara isika ato hoe inona n'y carte visa ampiasainareo hanaovana payement na hi boosté nareo n'y page?
Nu anah orange fa efa ho 2 semaines tapaka n'y orange tsy mande mihintsy
Afaka manome vahaolana izay mañana ataovy ao Amin n'y commentaire ✍🏾👇🏾ao 😉😊

25/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! E-r Jalov, Balbine Abasse, Nömena Nådia, Laly Chantal Ranoroarisoa, Fitahiana Cairos, Ny Aina Rondro

23/02/2026

Mafana indray n'y Andro androany tena mahavaky loha sola mihintsy
Any aminareo koa vé ?
ataovy✍🏾 ao anaty commentaires ao👇🏾👇🏾

Salama daholo ohato indray isika anio😉😊 👀aty daholo n'y maso ,afaka manoratra ✍🏾sy manontany❔⁉️ tsisy bedy an😉Kiraro 🩰co...
17/02/2026

Salama daholo oh
ato indray isika anio😉😊
👀aty daholo n'y maso ,afaka manoratra ✍🏾sy manontany❔⁉️ tsisy bedy an😉
Kiraro 🩰compansé Européenne friperie ki maman an
Koa satria ianareo no mpanjakako andrianiko eto ,
Atao live sa alefa sary no tianareo?
hono aho ki maman ✍🏾

Address

Ambomahitsy Rocade Iarivo
Ambohimangakely
103

Telephone

+261346110645

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Almah Shopping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Chez Almah Shopping:

Share