08/12/2025
Coucou ela ela ki ry manjakely ❤️
Resaka fahamanjan’ny vatana foana
⭐IDEAL CIRE⭐
CIRE chaude❣️à base de miel
Azo antoka tsara 100% n'y akora nanamboarana azy🍯🍋
☘️afaka hanalana n'y volo amin'ny faritra rehetra amin'ny vatana, mety amin'ny hoditra rehetra
☘️lasa miamanify no ela vao mitsiry indray n'y volo
☘️mampalama no manafotsy n'y hoditra ihany koa
☘️Mila hafanaina Kely na atao "bain marie" fotsiny rehefa alohan'ny hampiasa azy.
☘️Ireto avy ny miaraka aminy:
*Cire 250ml
*bandes épilatoires 50
*spatule
*mode d'emploi
Manao livraison partout😊
Afaka mandefa any amin'ny faritra ihany ko 🥰
Prix: 15.000ar
0324804668
0347116746
Lieu: Ambatoroka
Afaka mandefa faritra ihany koa (fa payer avant andefasana azy )