27/04/2026
Coucou nareo🤩
Elaela kely izahay tsy teto fa manomana zavatra tsarabe ho anareo....na izany aza anefa dia misokatra fona ny boutique K&K Store an😉
Hitanareo ve ireto karazana Jean tendance amin'izao ireto? mety ho hitanao eny amin'ny boutique daholo ireo fa tongava manantona mivantana😍
Misy article maro samihafa ihany koa akoatran'ny Pant Jean an😎