29/11/2025
đ´ IREO VOKATSOA SY VOKADRATSINâNY VOANâNY KOLĂ
â
IREO VOKATSOA
⢠⥠Mampifoha mafy sy manala havizanana: Satria manankarena cafĂŠine be ny kola â manentana ny atidoha.
⢠đ Manome angovo ara-batana: Ampiasaina aminâny asa mavesatra na mandeha lavitra.
⢠đ§ Mampitombo fifantohana
⢠đ Mampihena havizanana sy mosary
⸝
â ď¸ IREO VOKADRATSY
⢠đ Manimba torimaso: Ny cafĂŠine be ao anatiny dia mahalaky manakorontana torimaso.
⢠â¤ď¸âđĽ Mampiakatra tosidra sy fitemponâny fo: Indrindra ho anâireo marefo aminâny cafĂŠine.
⢠𤯠Mety hiteraka aretinâandoha :Rehefa be loatra no laniana.
⢠đŁ Mampirary vavony: Mety hiteraka tsindry an-kibo na âaciditĂŠâ.
⢠𦷠Manimba nify: Satria misy tanin sy acidity.
⸝
đ TOROHEVITRA
⢠𼼠Aza mihoatra ny 1â2 voa isanâandro.
⢠đ Aza mihinana aminâny hariva.
⢠đŤ Tsy mety ho anâny:
⢠đś Zaza latsaky ny 15 taona
⢠𤰠Vehivavy bevohoka
⢠â¤ď¸ Olona manana aretim-po na tosidra avo
⢠đľ Olona mora taitra aminâny cafĂŠine
đ˘ Zarao ary sao mahasoa ny hafa dia aza adino ny m-abonnĂŠ ny page ÂŤ MIARA-MIAKATRA Âť fa maro ny torohevitra mahasoa ifampizarantsika eto .