Voly hazo Fihinam-boa

Voly hazo Fihinam-boa Pépinièriste arbres fruitiers🧑‍🔬
✅Mivarotra zanakazo fihinam-boa isan-karazany 🌱🌿🪴
✅ Mampianatra fambolena
✅ Manoro ny fikarakarana

conseils/traitements et ventes des arbres fruitiers

Efa disponible indray ny zanaka manga greffe 🌱🌿   ilay iva kely dia vokatra ireto🥭🥭 no mbola afaka ambolena anaty pot vo...
15/05/2026

Efa disponible indray ny zanaka manga greffe 🌱🌿
ilay iva kely dia vokatra ireto🥭🥭 no mbola afaka ambolena anaty pot vonikazo satria greffe 😉🪴🪴
manga greffe Valencia
manga greffe Langouste

samy tsara ireo fa safidio izay mety aminao
vidiny zanany iray 40 000 Ar
Ampianarinay ny fambolena sy fikarakarana azy 🌿🌿
manao livraisons zahay mandefa amin'ny faritra rehetra ihany koa
#0344700363 Ambohimangidy Ampitatafika no misy anay

  hafa ❌AMIDY  sady MANAKALO plus vola  ❌                ( Sorti 2026 ) manakalo c1 ++ bl  🔥✅ PGO jbubu j3 fuel injectio...
15/05/2026

hafa

❌AMIDY sady MANAKALO plus vola ❌
( Sorti 2026 ) manakalo c1 ++ bl
🔥✅ PGO jbubu j3 fuel injection ✅🔥

➡️ Moteur mlam 0brui, equipment mlam ➡️ Mihidy lohany sy mihidy seza tsara👍
Lacle originale, batt vaovao be
18.### km
➡️ Carrénage loko original👍
➡️ Pneus maranitra be AV ARR, disque avar👍 prix 14.750 fixe be
Misoratra aminizay maka azy
Papier BL
ampitatafika
☎️ 034 85 394 53

Ilay mandeha manao livraisons alavitra dia mitondra sakafo 😁d eny andalana eny no mihinana 😅   be ny loka teto ah 😅😅Tafa...
14/05/2026

Ilay mandeha manao livraisons alavitra dia mitondra sakafo 😁d eny andalana eny no mihinana 😅
be ny loka teto ah 😅😅
Tafandria mandry ianareo ♥️😘

Lot tsarakely 😍😍 zanaka voasary greffe kely 3 isa no azonao fa vakio tsara 😉   citron meyer greffe 🍋🍋(citron greffe 4 sa...
14/05/2026

Lot tsarakely 😍😍
zanaka voasary greffe kely 3 isa no azonao fa vakio tsara 😉
citron meyer greffe 🍋🍋(citron greffe 4 saison,malama hodiny ,ohatr'ilay hita eny amin'ny grande surface)
greffe 🍊🍊 ( mora voasana,mamy ,ilay voasary mbohijafy )
orange greffe 🍊🍊( orange mora voasana ,mamy be ranony tsara )

zanak'ireo voasary greffe kely 3 isa no ataotsika 40 000 Ar ho an'ny rahampitso (raha vidina tsirairay dia 15 000 Ar /pied )
tsy lavitra anay mbola livraisons gratuit 😯😯😯
manao livraisons zahay mandefa amin'ny faritra rehetra
0344700363
saey ireo dia tsy ilay zanany amidy

13/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Faniry Rajaonalisoa, Fortuna Ranaivoson, Tsilavina Nantenaina Razafindrakoto, Gisèle Neny, Xavier Kamary, Miora Famenontsoa, Holy Vatosoa Rakotomanga, Thie Na, Onitiana Raholniaina, Blaise Ramanantsoa, Haingo Voahanginirina, Andriamihamina Ahmed Ismael, Lanja Faniry Randriamasimanga, Fenokely Rakotondravelo, Linah Christinah, Jacques Rakotoniaina, Valisoa Léonançe, Valimbavaka Nekena Andriamialison, Læñdry Lütåñ Måçhēkå, Rinah Pierrot, Raharison Tatamo, Christien Noë, Fatsora Lion, Júdíe Smáél, Haja Niriana, Lafatriniavo Fanirisoa Orymah, Steven Garcia, Ts'res Ny Avo, Patrick RF, Randrianjatovo Feno Safidy, Zina Cristian, Edmin Roussel, Jean Arison, Da Phie, Irja Micheline, Malala Rakotozafy, Njarasoa Junior Stellah, Ismaeel Sifra, Zoly Razafy, Sarobidy Raoniharivelo, Volatiana Rita, Farafidy Andriantahina, Fidele Vontaliste, Fanja Raharimalala, Jean Annicé Randrianafetrasoa, Margue Louna Finaritra, Na Rindra, Antoine Marie Julien, Rakotomalala Tojo, Rakoto Nirina

chaîne watsapp
12/05/2026

chaîne watsapp

Follow Pépinière arbres fruitier MADA 🌳(Voly hazo Fihinam-boa)'s WhatsApp Channel. 🌱Vente zanakazo fihinam-boa a Madagascar
💌 commande en privé
🛵 +Livraisons Antananarivo & province. Join 9 followers for the latest updates.

izao no antony anaovana ilay taillage anie ee 😉🌱 misy tsimoka tsara sy betsaka ilay sampana no taillé tsika 😍 io izao za...
12/05/2026

izao no antony anaovana ilay taillage anie ee 😉🌱
misy tsimoka tsara sy betsaka ilay sampana no taillé tsika 😍

io izao zanaka paiso fon'omby
raha mila zanany ianao dia manomboka
#10 000 Ar dia mahazo zanany 🌱🌱
mandefasa mp avy hatrany fa manao livraisons zahay mandefa amin'ny faritra rehetra ihany koa topoko
0344700363 Ambohimangidy Ampitatafika no misy anay

zanaka garana be na   barbadine 🍈🍈🍈 ao amin'ny commentaires ao ny mombamomba azy ho an'izay tsy mahakala azy 😉 😋😋 zanany...
12/05/2026

zanaka garana be na
barbadine 🍈🍈🍈
ao amin'ny commentaires ao ny mombamomba azy ho an'izay tsy mahakala azy
😉 😋😋

zanany 10 sisa disponible ato 10 000 Ar
ho an'izay manao commande voalohany☺️no atao livraisons voalohany 😅 😊

mandefasa mp , na miantso 0344700363 izay haka azy 😉
Ambohimangidy Ampitatafika fa manao livraisons zahay mandefa amin'ny faritra rehetra
0344700363

Tadidinareo ve ilay kaky kaondosinina nambolena ,nampina rakotra izy omaly fa maina lotra ny androo aty aminay mo sarotr...
12/05/2026

Tadidinareo ve ilay kaky kaondosinina nambolena ,nampina rakotra izy omaly fa maina lotra ny androo
aty aminay mo sarotra vao mahita bozaka izao ka ravina letchi no natao aloha

Bonne journée daholo 😘😘   paiso manjakely 😍😅 Disponible io topoko  koa izay haka azy mandefa mp azafady 😉 manao livraiso...
11/05/2026

Bonne journée daholo 😘😘
paiso manjakely 😍😅
Disponible io topoko koa izay haka azy mandefa mp azafady 😉
manao livraisons zahay mandefa amin'ny faritra rehetra
0344700364

salama daholo ee ity commentaires ity indray no entiko hi motivé na antsika amin'ity herinandro ity 😍Ampianarinay anao n...
11/05/2026

salama daholo ee

ity commentaires ity indray no entiko hi motivé na antsika amin'ity herinandro ity 😍

Ampianarinay anao ny fambolena sy fikarakarana dia maniry sy mamokatra tsara ny zanakazonao rehefa manaraka tsara ny torohevitra ♥️♥️♥️

Address

Route Vers Antsahadinta
Ampitatafika

Telephone

+261344700363

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voly hazo Fihinam-boa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share