PHONE GSM .COM

PHONE GSM .COM accessoires telephone

🛠️Reparation TELEPHONE SY TABLETTE, et vente des pieces et accessoires des toutes marques originale. 💯Arrivage ECRAN SY ...
24/11/2022

🛠️Reparation TELEPHONE SY TABLETTE, et vente des pieces et accessoires des toutes marques originale.
💯Arrivage ECRAN SY TACTIL
BATTERIE
DOS DOCK
CIRCUIT DE CHARGE
CACHE ECRAN
VITRE APN
HOUSSES
👉Hanotanio avokoa ny zavatra tadiavinao fa ho valiana raha Mbola misy ato aminay? .
Ho any marque originale iany anefa toy ny:
SAMSUNG HUAWEI
IPHONE HONOR
TECNOSPARK5 REDMI
SONY OPPO
ITEL NOKIA
REALME HTC
ONE PLUS WIKO
GOOGLE VIVO
🚫marihina fa Mbola tsy misy ACQUOS, DOCOMO, LAVA, BQ, LETV.

👉Toerana ANALAKELY akaiky ny INSTUTIT D:HYEGENNE Koa mamerina miantso fehefa Tonga eo na FIRAISANA VOALOHANY na
LAPAN TANANA fa tsenaina ampitiavana ianao.
📲TEL 0340461077 📞
🏍️Manao livraison a dimicile sy faritany iany ko.

miarahaba anaoREPARATION TELEPHONE ET TABLETTE ,vente des pieces et accessoires des toutes marques original.Mety miasa s...
29/05/2022

miarahaba anao
REPARATION TELEPHONE ET TABLETTE ,vente des pieces et accessoires des toutes marques original.

Mety miasa saina enao hoe simba na misy olana ny TELEPHONE ka tiana HAVERINA VAOVAO io fampiasanao io fa tena ilaina ?
zahay BOUTIQUE dia manana vahaolana ho anao indrindra ka,
Harao ny sary fanehoana ny asa vita sy vakio hatramin'ny farany .

ECRAN ,TACTIL ,BATTERIE,DOS
HOUSSE,VITRE APN ,
CACHE ECRAN,SILICONE

Hanotanio zay ilainao ary aza misalasala fa vonona zahay hamaly anao raha mbola misy ato aminay.

lieu,analakely ka miantso rehefa tonga eo SHOPRITE na PHARMACIE IARIVO fa tsenaina eo ianao mba ialanao ny mpanera maro na mpisoloky.natao izany mba fisorohana ny mba tsy ho voafitaka ianao
TEL:0340461077

NB,tsy misokatra sabotsy sy alahady ny magasin anay tompko,ankasitrahana sady ianao zay mitoetra mahatoky.

salama tompko ! manana telephone simba ve ianao?tianao haverina vaovao iany koa?manana vahaolana amin zany zahay,tonga i...
20/03/2022

salama tompko !
manana telephone simba ve ianao?
tianao haverina vaovao iany koa?
manana vahaolana amin zany zahay,

tonga indray ny arrivages
remise 35% pose gratuit ,produit fini
ECRAN SY TACTIL
DOS,BATTERIE
CACHE ECRAN
HOUSSES (silicone)

tsy izay ihany fa zahay dia sady manao reperation TELEPHONE SY TABLETTE.
koa aza tara fa miantso na manantona anay raha misy tadiavinao fa vonona ny hamaly anao zahay

tel 0340461077 lieu analakely akaiky ny firaisana voalohany fa azonao atao ny miantso rehefa tonga eo mba ialanao ny mpisoloky na mpanera fa alaina eo ianao,
isaorana enao zay efa mpanjifa sy zay mbola hajifa hatrany

Anotanio izay pieces ilainao fa ho valiana ianao raha mbola misy ato aminay Entana qualite tsara ,prix mirary azo ifampi...
17/12/2021

Anotanio izay pieces ilainao fa ho valiana ianao raha mbola misy ato aminay
Entana qualite tsara ,prix mirary azo ifampiresahaan tsara

👉livraison possible aty amin ny faritany na eto tana ianao

lieu,analakely fa miantso rehefa tonga eo shoprite na firaisana voalohany fa alaina eo ianao
tel 0340461077

maro ianareo no manana telephone simba,aza misalasala manontany fa tonga ny arrivages  no sady mirary ny vidiny natao ho...
12/12/2021

maro ianareo no manana telephone simba,aza misalasala manontany fa tonga ny arrivages no sady mirary ny vidiny natao hoanao mitady ireto pieces ireto hoan ny telephone rehetra

ECRAN SY TACTIL telephone na tablette
BATTERIE
HOUSSE NA SILICONE
CACHE ECRAN sns

maro karazana anotanio zay mety ilainao fa ho valiana raha mbola misy ato amin'ny boutique PHONE GSM.COM

azonao atao iany ko ny mandefa hafatra miafina na miantso tel 0340461077

lieu analakely: afaka miantso ianao rehefa tonga eo shoprite na firaisana voalohany fa alaina eo
ity ny zava.dehibe raha tsy manana fahafahana tonga aty entsena ianao manao livraison a domicil sy faritra zahay

  anao zay mitady pieces na manan olana resaka telephone sy tabletteTsy mandeha tsara ve ny ecran na tactil?simba ve ny ...
11/12/2021

anao zay mitady pieces na manan olana resaka telephone sy tablette

Tsy mandeha tsara ve ny ecran na tactil?
simba ve ny dos telephone?
tsy mitana ny batterie ?
mila housses na silicone?
cache ecran
-hoan’ireto:
IPHONE
HUAWEI
SAMSUNG
REDMI
TECNO,SONY,SNS

izahay ato amin'ny boutique PHONE GSM.COM dia manana ny zavatra ilainao ka aza misalasala manontany na manantona fa hovaliana ianao

Azonao atao ny miantso na miditra hafatra miafina tel 0340461077

lieu Analakely fa afaka miantso rehefa tonge eo shoprite na firaisana voalohany fa tsenaina eo ianao

manao livraison aty amin'ny faritra zahay ,azo antoka tsara

remarque tsy misokatra sabotsy sy alahady zahay ,misaoatra anao

Address

Analakely
Analakely

Telephone

+261340461077

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PHONE GSM .COM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share