Athena Mdg

Athena Mdg Votre satisfaction est notre priorité 🦋😘

CONTRAT LIVE !!! 🔥 SALAMA DAOLY EH 🥰🔥Mitady olona hanao live hivarotra ny entanareo ve ianareo ? Mandray contrat live ah...
23/02/2026

CONTRAT LIVE !!!
🔥 SALAMA DAOLY EH 🥰🔥

Mitady olona hanao live hivarotra ny entanareo ve ianareo ?
Mandray contrat live aho 😊

✅ Connexion inclu .
✅Ring light inclu .
✅ Manequin inclu .
✅ Cintre inclu .
✅ Livreur inclu.

💰 Tarifs : 25000ar / 2H LIVE .

Compte tiktok ivarotana mazava ho azy efa ao anatiny ihany koa ♥️

izahay ny miandraikitra ny rehetra, ianareo manome entana dia mivarotra izahay .

Aza misalasala mandefa message privé rah te hiarahiasa 🫶
Afaka miantso ihany koa ny laharana :
📞0341094855 .

Compte tiktok no ivarotana 🤭

mankasitraka sahady ♥️♥️

12/08/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Anastacia Fragoso, Mano-l Rkt, Kintana Randria, Multisera Multi, King's Son

21/06/2025

Salama eh 👋
Izahay Athena Mdg dia manana offre mamy be ho anareo misehatra ao anatin'ny vente en ligne rehetra 🥰
Mitady olona hanao live ve ianareo?
Mitady olona sariaka sy mahay mandray ary manaja clients tsara ? ☺️
Leo fatiantoka sy tsy fahalafosana lava ihany koa ve? 🤔
Tena mety aminareo anie oa ity tolotra ity eh 🫶.

Tongava mp aingana fa mandray contrat live izahay .
Afaka aterinareo aty ny entana ☺️
Afaka ihany koa oe manantona any amin'izay misy anareo izahay ☺️

✅Manana compte tiktok efa fanaovana live ( Efa folaka) .
✅Andao hiara-hiasa eeeh❤️
✅Miandry anareo ny équipe 😘

Coucou les filles😍🥰Jerenareo anie reto haut manjakely otranareo reto eeh 🫣Ndao mb mandraisa anjara eeeh Prix à partir 80...
23/01/2025

Coucou les filles😍🥰
Jerenareo anie reto haut manjakely otranareo reto eeh 🫣
Ndao mb mandraisa anjara eeeh
Prix à partir 8000ar 🥹
Mp aingana ary
Mandefa am faritra ihany koa annnh 🥰
Mp si intéressé

Housse redmi Note 10 pro 🤎Prix 10000ar 🤭Vendu ❌
04/03/2024

Housse redmi Note 10 pro 🤎
Prix 10000ar 🤭
Vendu ❌

Salama eeeeh 🤭Chambre à coucher - 35 modèle disponibles. - Sur commande . Mp si intéressé 🥰🥰Contact : 0341094855
04/03/2024

Salama eeeeh 🤭
Chambre à coucher
- 35 modèle disponibles.
- Sur commande .

Mp si intéressé 🥰🥰
Contact : 0341094855

15/02/2024

😍 Petite Arrivage 😊

PROMOTION ❗❗❗❗Coucou les filles aza adino fa mbola disponible daoly ireto sac kely mafatifaty ireto aannh 🥰😍🤩 miandry an...
15/02/2024

PROMOTION ❗❗❗❗
Coucou les filles aza adino fa mbola disponible daoly ireto sac kely mafatifaty ireto aannh 🥰😍🤩 miandry anareo aka azy izy ireo 🥺
prix mora bee fona ry zareo anhhh ary ho fanomezana fahafahampo ho anareo dia nahiditsika ny prix 😁😍
Fripe très bonne état daoly anh
Venez vite en mp😘♥️

Address

Analamahitsy
Analamahitsy

Telephone

+261341094855

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Athena Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share