08/11/2022
Ny VICTO dia manamaivana ny fiainanao, afaka mividy zavatra aty Antananarivo anao amin'ny alalan'ny "service" VICTO.
Ny VICTO manana "service" ho anao any @ faritra izay tsy manana fotoana mande aty Andrenivohitra, afaka mividy entanao izahay ary alefanay aminao, ary manao course manokana koa izhay,.......
Tsara mahina fa NY SARAN'NY SERVICE DIA TENA MIRARY TOKOA