Tsena Raitra MDG

Tsena Raitra MDG 🥰 Page de vente : vêtement , accessoires , ustensiles...🥰 📞Contact :0348736980 /0372116898 📞

⚡Blouson Mafana be an'ankizy ⚡Efa mangatsika izao ny andro anh 🥶 Ao koa ny ankizy anao Fanadinana , koa aza mitady lavit...
10/06/2026

⚡Blouson Mafana be an'ankizy ⚡

Efa mangatsika izao ny andro anh 🥶 Ao koa ny ankizy anao Fanadinana , koa aza mitady lavitra sy lafo fa alefanay tena mora be ireto Blouson mafana tsara ireto .
Jereo izay mety aminao dia mandefasa Mp.
Izay maka +3 dia livreko Gratuit 🥵🥰🥰🥰...

Koa aingana ary fa vitsy2 anie ireto euh ....
📞Contact :0348736980 /0372116898 📞
Whatsaap :0372116898
👑
🍒

🥰 Salama Daholo 🥰Ho fisokafany Page Vaovao : TSENA RAITRA MDG Dia faly izahay manolotra anareo ny 1ér article anay izao ...
09/06/2026

🥰 Salama Daholo 🥰
Ho fisokafany Page Vaovao : TSENA RAITRA MDG Dia faly izahay manolotra anareo ny 1ér article anay izao ...😊

Atombok'isika amin'ity b***e friperie tsara be ity ilay izy anh 😊😊😊...
Mety ho inona re izao ny ato eh !!!???
Aza miala alavitra fa ho vakiantsika izy ity Rahampitso ...

Koa Araho ny page ary eh ... ❤
Merci de Bonne nuit Daholo 😊

Contact :0348736980/0372116898 📞
Whatsapp 0372116898🥰

Address

Antananarivo
Andoharanofotsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Raitra MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share