T&R Kitchenware Shop

T&R Kitchenware Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from T&R Kitchenware Shop, Shopping & retail, mahabo, Andoharanofotsy.

Salama tompoko!👋 Tongasoa eto aminay
izahay dia mivarotra ireo kojakoja sy fitaovana ao antokatrano momba ny lakozia rehetra💗
manasa anao Hi Abonné 💗✅️
misaotra tompoko🙏🏾

Ireto indray ny arrivage tsika  zareo ah👋😋Efa tonga tokoa zao ny ririnina☃️❄️Ka mabolotra zavatra tsara ho anareo izahay...
13/06/2026

Ireto indray ny arrivage tsika zareo ah👋😋
Efa tonga tokoa zao ny ririnina☃️❄️
Ka mabolotra zavatra tsara ho anareo izahay mifanaraka amin’izay😋😍
tena tsara kalitao sady tena tsara endrika kely☕️🫖 mitazona hafanana tsara 2jour 🕑
Esthétique tena tsara mihaja kely😍
Mety tsara itehirizana rano mafana .na café na ronono
Mety tsara hoan’ny olona hiatrika maternité ihany koa
✅️Prix 30.000ar daholo ireo
✅️manao livraison manerana ny Madagascar
✅️stock illimité aah ka aza tara
✅️ afaka miantso 038 13 779 86
Abonnéo ihany ny page fa feno arrivage mety aminao ato😍✅️
# lux

Salama daholo isika rehetra!! Faly izahay manolotra arrivage  tsara tarehy be ho anareo rehetra💗👋🙏🏾🌸🍲 Ataovy mamirapirat...
11/06/2026

Salama daholo isika rehetra!! Faly izahay manolotra arrivage tsara tarehy be ho anareo rehetra💗👋🙏🏾
🌸🍲 Ataovy mamirapiratra ny lakozianao miaraka amin'ireto soupiere émaillé tsara tarehy sy mateza ireto! ✨
IRETO SOUPIERE Tsara be ireto indray ny ato aminay ah! Tena mety tsara ho amin’izao vanipotoana ririnina izao !! HO ANAO IZAY MANDEHA MIASA AFAKA ATAO FITOERANA SAKAFO TSARA IREO😍😋
📌CASSEROLE 3SERIE BLANC
🍓MIREFY:16cm/14cm/12cm
✅️Prix: 28.000ariary (misy Prix de gros ihany koa)
📌CASSEROLE 3SERIE JAUNE
🍓Mirefy 20cm/18cm/16cm
✅️Prix: 32.000ariary(misy Prix de gros ihany koa)
✅ Endrika kanto misy haingon-tsary voninkazo 🌺
🔥 Stock voafetra! Aza tara fa efa maro no misafidy azy.
📩 Midira anaty hafatra raha te hahalala ny vidiny na hanafatra.
📍 T&R Kitchenware Shop

Address

Mahabo
Andoharanofotsy
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when T&R Kitchenware Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share