LAZA Création BOIS

LAZA Création BOIS 🪵 LAZA Création BOIS | Manamboatra fanaka sy asa hazo araka ny baiko. Kalitao, faharetana ary vidiny mirary. 📍Ambohidratsimo Mahitsy.

27/08/2026
Miarahaba antsika rehetra indray! 👋🌳Asehonay aminareo amin’ireto sary ireto ny sasantsasany amin’ireo asa vita tanana am...
18/08/2026

Miarahaba antsika rehetra indray! 👋🌳
Asehonay aminareo amin’ireto sary ireto ny sasantsasany amin’ireo asa vita tanana amin’ny hazo ataonay. 🪵🔨
👉 Manao ny asa rehetra momba ny hazo izahay, araka izay ilainao sy ny modèle tianao.
📌 Manasa anao izahay hanaraka sy hiditra amin’ny Page LAZA Création BOIS raha te hahita asa sy réalisation maro kokoa.
📍 Afaka tonga mivantana aty Mahitsy ihany koa ianareo raha mila fanazavana na commande.
📞 Antsoy mivantana: 038 30 897 80
🙏 Mankasitraka indrindra tompoko! LAZA Création BOIS — Ny hazo no asa, ny kalitao no tanjona. 🌳🔨

🪵 LAZA Création BOISMpanamboatra fanaka hazo mafy .✅ Armoire vita hazo tsara kalitao✅ Varavarana isa'karazany✅ Afaka man...
06/08/2026

🪵 LAZA Création BOIS
Mpanamboatra fanaka hazo mafy .
✅ Armoire vita hazo tsara kalitao
✅ Varavarana isa'karazany
✅ Afaka manao araka ny commande-nao
📞 Antsoy ny 0383089780 na alefaso hafatra (Messenger) raha mila fanazavana na hanafatra.
📢📢📢 Manao ny asa rehetra momban'ny hazo izahay
.

Mitongava Mp avihatrany🤝🪚✍️Na mifandraisa mivantana aminay @ laharana 0383089780
24/07/2026

Mitongava Mp avihatrany🤝🪚✍️
Na mifandraisa mivantana aminay @ laharana 0383089780

02/07/2026

Tongava MP ena zay amoka ny projet 👇👇👇👇🪚📢📢

Address

MAHITSY , ABOHIDRATRIMO, LAKAMISY, ANDAKANA, TANETIBE MAHAZA, AMPANOTOKA
Andranovelona

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LAZA Création BOIS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share