09/01/2023
Miarahaba antsika rehetra.🥰🥰
Inty ary ny vokatra voalohany ho zarainay aminareo.😍✨
🤩🤩"Echarpes " 🤩🤩nanaovan'ny katekomena Andiany "MAHATOKY" tao amin'ny FJKM Arivonimamo ny 1er Janvier lasa teo.
Mamerina ny fiarahabana anareo ary miisaotra nametraka fitokisana taminay. 🎉🎊😇☺️
👉👉Afaka manao amin'ny "évènement" maro isan-karazany koa izahay araka ny safidinao.
Ho anao izay maniry hiara hiasa aminay na fikambanana na olon-tsotra dia afaka manatona mivantana amin'ny hafatra miafina na miantso ny laharana
📞📞+261 34 12 163 84
📞📞+261 32 38 474 95