31/01/2026
🔧 FAMANTARANA MAZAVA FA EFA LANY NY SEGMENT NA MAY NY PISTON 🔧
Matetika dia tsy dia fantatra avy hatrany ny olana amin’ny segment na piston, ka maro no very fotoana sy vola amin’ny resaka réglage tsy ilaina.
Ireto avy kosa ny famantarana tena mazava tsara tokony hampiahiahy anao 👇
❌ Sarotra velomina rehefa mangatsiaka
❌ Tsy misy tanjaka mintsy rehefa miakatra fekarana
❌ Mande tsara eny andalana , fa rehefa mijanona 1 ora na 2 ora dia sarotra velomina be dray
❌ Tsy misy compression mintsy rehefa mamelona enao
❌ Simple (Irery) mande tsara, fa rehefa double(olona roa) dia itanao fa tena reraka be ny moteur
❌ Tsy mety hita réglage mintsy
❌ Ralenti miakatra be, dia midina be tampoka
❌ Mande tsara androany, fa ny ampitso maraina dia sarotra velomina be( Na ela be vao mitazona ralenti )
❌ Midonaka be ny échappement(mamoka setroka manga be)
❌ Mihena tsikelikely ny herin’ny moteur(Enao mande mafy iny)
❌ Efa manomboka manahirana amin’ny fampiasana andavanandro (Maty lava , aboarina fona, reglena kely dray)
⚠️ TANDREMO TSARA !
_ Tsy carburateur foana no olana
_ Matetika dia SEGMENT na PISTON no efa tonga amin’ny farany tokony apesaina azy
_ Tokony ho vérifié aloha ireo, vao mandeha réglage hafa
🔹 Ho an’ny moto injection
* Tsy injecteur foana no diso
* Tsy calage foana no mety hoe olana
* Segment na piston matetika no fototry ny olana
🔹 Indraindray aza dia embrayage manontolo no efa reraka
✅ TOROHEVITRA
Faly izahay mampahafantatra anareo rehetra fa EFA MISOKATRA NY
_ Ho anareo any amin’ny faritra
_ Ho anareo eto Antananarivo
💡 Aza manantona mécanicien fotsiny raha mbola tsy azonao antoka tsara ny olana motonao
➡️ Makà conseil aty aminay aloha, dia vao mandeha any amin’ny mécanicien
_ Izay no fomba mitsitsy vola, fotoana ary fahasimbana
✅ INONA NO TOMBONY AZONAO ?
_ Fantatrao mialoha hoe pièce inona no tena simba na tokony soloina
_ Azonao antoka raha mbola tsy ilaina ny mandrava moteur
_ Fantatrao ny famantarana fa efa tonga amin’ny fotoana...
👇Commentaire ny tohiny👇