King Akoho

King Akoho 🐓 KING AKOHO E! 🐓

Tongasoa eto @ Mpanjakan'ny Akoho!

Zahay miompy, zahay mivarotra 👨‍🌾

✅ Akoho velona
✅ Atody vao nateraka
✅ Vidiny ho an'ny daholo

Antsoy fa tonga @ anao: 0384810684
Tongava fa mbola misy!

04/08/2026
09/06/2026

Joyeux Anniversaire Pasteur Santos! 🎉
Misaotra an'Andriamanitra amin'ny fiainanao,
amin'ny fahatokianao sy ny fanompoanao.
Tahion'ny Tompo ianao sy ny ankohonanao,
hampitomboina ny fahendrena, hery, ary fanosotra.

Ary ho an'ny olona rehetra mamaky ity:
Mirary taona vaovao feno fahasoavana, fiadanana, ary fifaliana ho anareo.
Na inona na inona lalanareo, aoka ny Tompo no mitarika.
"Ny fahasoavana no ampy ho anao" - 2 Kor 12:9

Ny Ray no tompon'ny voninahitra!

Les Deux Frères  💪
09/06/2026

Les Deux Frères
💪

31/05/2026

TSY MANANA ZAHAY RAHA TSY RETO
Akoho Gasy💪

Akoho Gasy💪🤣
31/05/2026

Akoho Gasy💪🤣

Address

Anosibe An'Ala
Anosibe An' Ala
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when King Akoho posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share