Savoka Vernie eto Tana 034 67 011 43

Savoka Vernie eto Tana  034 67 011 43 ANDAVAMAMBA arret bus fokontany 67ha sud akaiky fokontany anatihazo MATELAS

14/07/2026
miarahaba ✋antsika rehetra indray  ITY ilay savoka + vernis izay   MANGIRA BE  sady maharitra tsisy fofona MATEZA tsara ...
14/07/2026

miarahaba ✋antsika rehetra indray
ITY ilay savoka + vernis izay
MANGIRA BE sady maharitra tsisy fofona MATEZA tsara azoantoka
TSIMIBOROSY trano tsony inao fa efa mangirana be io
aza misalasala ary miantso any
👉📞📱☎ : 033 17 568 65
/ 034 67 011 43 👈

misy PRIX DE GROS hoanao zay maniry hivarotra na haka maro 22000 savoka 1litre + vernis tapany

manao livraison zahay 3000 ar ny frais de livraison 👉🚐🚲

PRIX savoka vernis

SAVOKA : 1litre + vernis tapany
(32000ar)

SAVOKA: tapany + vernis fefany (22000ar)

SAVOKA : fefany + vernis fefany (12000ar)

aza misalasala ary miantso anay rah misy fanontaniana midira mp na miantso aviatrany 034 67 011 43

SAVOKA + VERNIS TANA SHOP IAINASOA ✨📍 Arret Bus Fokontany Anatihazo Isotry(akaikin’ny CENAM)☎ 034 67 011 43☎ 033 17 568 ...
29/05/2026

SAVOKA + VERNIS TANA SHOP IAINASOA ✨
📍 Arret Bus Fokontany Anatihazo Isotry
(akaikin’ny CENAM)
☎ 034 67 011 43
☎ 033 17 568 65
Miarahaba antsika rehetra tompoko 😊
Ireto indray ary ny vokatra atolotray ho anareo :
🟡 SAVOKA + VERNIS qualité tsara sy azo antoka 100%
Leo mikosoka trano isan’andro ve ianao?
Natao ho anao ity SAVOKA + VERNIS ity ✨
✔️ Mampangirana ny trano
✔️ Mora maina : 15mn monja dia efa maina
✔️ Tsy manaraka tongotra 👣
✔️ Tsy manaraka lamba
✔️ Tsy malama
✔️ Tsy misy fofona mahery
✔️ Mety tsara ho an’ny trano misy zaza 👨‍👩‍👧
🏠 Ny trano madio sy mangirana dia fahafinaretan-tsaina sy fahafinaretan’ny maso ✨
🚚 Manao livraison manerana an’Antananarivo : 3000Ar monja
📦 Mandefa manerana ny nosy ihany koa izahay
💼 Misy prix de gros ho an’izay mbola hivarotra
💰 PRIX MIRARY HATRANY :
🟠 Savoka fefany + Vernis fefany → 12 000Ar
🟠 Savoka tapany + Vernis fefany → 22 000Ar
🟠 Savoka 1L + Vernis tapany → 32 000Ar
🟠 Savoka 2L + Vernis 1L → 60 000Ar
📩 Aza misalasala mandefa commande na MP
📞 034 67 011 43
🙏 Mankasitraka antsika rehetra

28/05/2026

Nanaiky bajy mpankafy 1 avy amin'i Money Blessings” aho.

Address

Arret Bus Pharmacie Volahanta Anosibe
Anosibe

Telephone

+261346701143

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Savoka Vernie eto Tana 034 67 011 43 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share