Ny Rado

Ny Rado Salama ô!! 😀 manasa anao anaraka ny pejiko😊

‼️ETSY ANGEH EH‼️Misy hao ve ny volonao na ny zanakao;ITY NY VAHA OLANA HO ANAOFIHOGO MANALA HAO TANTERAKA NA ATRAMINY A...
19/04/2026

‼️ETSY ANGEH EH‼️
Misy hao ve ny volonao na ny zanakao;
ITY NY VAHA OLANA HO ANAO
FIHOGO MANALA HAO TANTERAKA NA ATRAMINY ATODINY MAJINIKA KELY RENY AZA:
Sady araraoty fa promotion 😎 prix an 9000AR fotsiny
👉LIVRAISON GRATUIT NY ANAY AN!

01/03/2026

MANAKORY ABY

26/02/2024

Salama daolo tsika ato😊😇

09/02/2024
07/09/2023
27/05/2020
04/03/2020
04/03/2020
05/09/2018

FIAINAKO...
Rehefa ariva ny andro toa tsy miala an-tsaiko zany,
toy ny vao omaly lay tsika nifankahita.
le za nitia anao...isan'andro manontany,
hoe:"raovina no voalazaiko ...sa tsy ho vita?"
Fa fitiavana nitsiry...foy ny nianatra nitia,
t@zany no efa enao no nofinidin'ity foko.
Taona vitsivitsy zay tsy aiko raha tadidin-dry,
lay diam-peniko iny...ilay ventso nokaloiko...
Nefa mbola tiako ianao,
tsy aiko mihintsy hoe nahoana.
hoe:"mandra pa raovina no hitiavako anao foana?".
Santatra tsy anjara,
ventso tokan'ny mpamorona,
taratasy nitantara lay fitiavana niforona,
Fa singan-taratasy no tsy nahitako intsony,
ny salovan'ilay tiko,nantenaiko ho ah irery.
indrisy tsy haiko akory zay mba tao anaty fony,
ventso mitapify no mba aron'ilay fery...
Fahavaloko,malalako hoy i Rado nanambara,
ilay fitiavana nitsiry dia aveo nifankahala.
fa ny lasa ny ah no aloky ny fiainana ankehitriny,
ny soratra no solony tantaran'ny fahiny...
Rivoniaina Tolotra (ASN)

05/09/2018
05/07/2018

Ny kopakopa- dravina
sy savilivilin-taho
fambaran'ny rivo- mitsoaka,
ny iloilon- tsetroka
fambaran'ny afo mirehitra
fa kosa ny dobodobokin'ny foko
fambaran'ilay fitiavako tsy miofo.
D'ilay fitiavana efa lalina sy naniry faka
ka n'iza n'iza hamafy teny mamy
tokana ato ampoko ilay fitiavako azy.
Koa raha misy mitady hisodisodika
ny fitiavako azy tsy hovoahozongozona.
Ny anay ny fatotra efa mafy,
efa tsara rary toy ny lamba landy.
Velona isampinana,
maty ifonosana.....
Sera Nirina 04 juillet 2018

Address

Anosizato
101

Telephone

+261344242629

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Rado posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ny Rado:

Share