Mode stylé by Mi

Mode stylé by Mi 👋 Tongasoa eto amin'ny pejy Mode stylé by Mi
Ny tsara indrindra ho anao no atolotray 🫶
Tongava mioty ny anjaranao 👗👚🧥👕👠👟🥿🥾👢👡🎒👜💼👛👝

Promotion manteaux fifampitsinjovana 🚨🚨🚨 20.000ar daholo ♥️♥️♥️
09/09/2026

Promotion manteaux fifampitsinjovana 🚨🚨🚨
20.000ar daholo ♥️♥️♥️

29/06/2026
Ireto ary ny détails ny manteaux tsika manja b ❄️✨'✔️ Manteaux longs chic ✔️ Couleur sy taille maro azo isafidianana💥 Ka...
15/04/2026

Ireto ary ny détails ny manteaux tsika manja b ❄️✨
'
✔️ Manteaux longs chic
✔️ Couleur sy taille maro azo isafidianana

💥 Kalitao tsara + vidiny mirary
💥 Mety amin’ny style rehetra (classe, casual, moderne)

📍 Disponible avy hatrany
📩 Afaka miditra MP

Aza miala lavitra ny pejy fa ho avy tsy ho ela ny détails tsirairay ny manteaux tsika mifono sachet 👌🧥  amin'ny vidiny m...
12/04/2026

Aza miala lavitra ny pejy fa ho avy tsy ho ela ny détails tsirairay ny manteaux tsika mifono sachet 👌🧥 amin'ny vidiny mirary ,misy taille rehetra S,,M,L,XL,2XL ,3XL,4XL,5XL

🌟 Stylé by Mi : Ny tsara indrindra ho anao 👌
#

08/04/2026

CONDITIONS DE VENTE (À LIRE ATTENTIVEMENT) :

🔹 Paiement & Livraison :

1- Paiement à la livraison

2- En cas de paiement via Mobile Money, merci de prévoir à l'avance

3- Frais de livraison : Le tarif varie selon le lieu de livraison

4- pas de récupération

🔹 Commandes (JP) :

Seules les commandes avec Lieu de livraison et Numéro de contact précis en MP seront validées.

🔹 Envois en Province :
Expédition après paiement (Totalité du prix de l'article + frais d'envoi+frais de retrait via mobile money).
0348200623 (Milanto)
🔹 Politique de Retour :

⚠️ Vérifiez bien votre article lors de la livraison.

Ni échange, ni remboursement après réception.

MODALITÉS DE RÉSERVATION :

Acompte obligatoire : Toute réservation non livrée nécessite un paiement de 50% d'avance.

Délai : Si l'article n'est pas livré dans un délai de 10 jours, il sera automatiquement remis en vente.

Non-remboursement : En cas d'annulation ou de dépassement du délai de 10 jours, l'acompte versé est non remboursable.
-------------------------*****--------------------*****------------------

FEPETRA MOMBA NY VAROTRA (VAKIO TSARA) :
🔹 Fandoavam-bola & Fanaterana entana:

Fandoavana vola: Rehefa voaray ny entana vao mandoa vola

Mobile Money: Ho an'izay mandoa amin'ny alalan'ny Mobile Money, miangavy mba hiteny mialoha.

Frais de livraison: Miovaova arakaraka ny toerana hanaterana ny entana ny sarany.

Tsy misy toerana fakana ny entana.

🔹 Fandraisana ny Kaomandy (JP):

Ny kaomandy izay mandefa ny toerana hanaterana sy laharana finday mazava tsara amin'ny MP (Message Privé) ihany no raisina ho manankery.

🔹 Fandefasana any amin'ny Faritra:

Ny entana dia alefa rehefa voaloa manontolo ny (Vidin'ny entana + sarany mandefa azy + frais de retrait Mobile Money).

Laharana tokana no handefasana vola : 0348200623 (Milanto)

🔹 Fepetra momba ny famerenana entana:

⚠️ Zahao tsara ny entanao mandritra ny fanaterana azy fa tsy manakalo na mamerina ny entana tompoko 🙏

Izay rehetra mamandrika entana nefa mbola tsy afaka mandray izany avy hatrany dia tsy maintsy mandoa 50% avance.

Fe-potoana : Raha toa ka tsy voaray na tsy voatitra ao anatin'ny 10 andro ny entana, dia averina amidy amin'ny olon-kafa indray .

Tsy mamerina vola : Raha dila ny 10 andro na misy fanafoanana ny kaomandy (annulation), dia tsy mamerina ny vola avance efa naloa tompoko .

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mode stylé by Mi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share