All by mhymi

All by mhymi Vous trouverez ici des divers articles neuf et articles friperie a mini prix

✅️Arrivage 12mois a 3ans✅️🌺Frip tbe🌺Prix a partir 4 000ar🚲🛵Livraison partout a M/car
21/05/2026

✅️Arrivage 12mois a 3ans✅️
🌺Frip tbe
🌺Prix a partir 4 000ar
🚲🛵Livraison partout a M/car

Mafatifaty kely😍ho an zay manana zazah 12mois FRIP TBE
20/05/2026

Mafatifaty kely😍
ho an zay manana zazah 12mois
FRIP TBE

🌺Arrivage manja be frip tbe🌺☘️12mois a 3ans👇ao aminy commentaire ny sary sasany 🛵🚲livraison partout a M/carNB:afaka mana...
19/05/2026

🌺Arrivage manja be frip tbe🌺
☘️12mois a 3ans
👇ao aminy commentaire ny sary sasany
🛵🚲livraison partout a M/car
NB:afaka manao reservation miandry vola fin du mois zay fa mila mandefa avance kely androany mba ireservena azy🙏

"Fa maninona ny zazakely no mifoha matetika aminy alina?""Firy ora no tokony atory"Ny torimason’ny zazakely dia iray ami...
17/05/2026

"Fa maninona ny zazakely no mifoha matetika aminy alina?""Firy ora no tokony atory"

Ny torimason’ny zazakely dia iray amin’ireo zavatra mampanahy be ny ray aman-dreny 😅

Andao hazavaina tsotra 👇

😴 1. Ara-dalàna ny mifoha matetika alina Ny bébé dia mbola tsy manana “cycle de sommeil” toy ny olon-dehibe.
👉 Ka mety hifoha 2–4 fois na mihoatra isan’alina izy
👉 Tsy midika hoe marary foana izany

🍼 2. Antony mahazatra mampifoha bébé
noana (kely ny vavony)
mila soloina couche
mafana na mangatsiaka
mila fitrotroana sy sécurité
👉 Indraindray koa tsy misy antony mazava fa “phase naturel”

⏰ 3. Firy ora no tokony hatory?
Nouveau-né: 14–18 ora isan’andro 😴
3–12 volana: 12–16 ora eo ho eo
👉 Mety zarazaraina amin’ny torimaso atoandro sy alina

🌙 4. Ahoana no hanampiana azy hatory tsara?
ataovy calme ny efitra (tsy misy tabataba be)
ampiasao lumière malefaka
manao routine tsotra (bain, lait, dodo)
👉 Ny “routine” no mampianatra azy hahalala fa fotoana fatoriana izao

💛 5. Zava-dehibe indrindra Tsy mila perfection ny torimaso bébé
👉 misy andro milamina
👉 misy andro mikorontana
💡 Zava-dehibe ny faharetana sy fitiavana

✨ FEHINY Ny zazakely matory tsara dia tsy hoe tsy mifoha mihitsy, fa mahazo fikarakarana sy fahatoniana amin’ny fotoana ilainy 💛

🍀ARRIVAGE🍀
16/03/2026

🍀ARRIVAGE🍀

🎀ARRIVAGE frip tbe🎀✅️12mois a 3ans✅️efa mipetaka am sary tsirairay avy ny prix sy ny details reetra👇ao am commentaire mb...
27/01/2026

🎀ARRIVAGE frip tbe🎀
✅️12mois a 3ans
✅️efa mipetaka am sary tsirairay avy ny prix sy ny details reetra
👇ao am commentaire mbola mis tsara be no ireo maro be oan zay liana ka mazoto misava2 o!!
🚲🛵livraison tana/province

🎀ARRIVAGE 0moisa9mois🎀✅️pant kely,robe,body,grenou,capuche,a motif noel ...✅️les prix sont dejà affichés sur chaque phot...
03/12/2025

🎀ARRIVAGE 0moisa9mois🎀
✅️pant kely,robe,body,grenou,capuche,a motif noel ...
✅️les prix sont dejà affichés sur chaque photo
👇plus d autre photo en commentaire
🛵🚲livraison tana/province

03/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rondro Ravololomboahangy Randriamazava, Nah Ndriana, Fenosoa Ifaly Ratsimba, Ichãn'nïe Shao, Fabrela Sandiah, Onjatiana Andria, Ainah Kwelly, Hanitrin'ilay Fo Tia, Tatiana Randriamitantsoa, Faranirina Naivoarivony, Maman'i Farantsa, Anja Faratiana, Vohary Ilo, TsNj FJ, Dåïÿæn Märië Ållïčh, Tyah Elië, Agathe Nambinintsoa, Richardat Cathiscas, Miaro Boutika, Hiritso Clarah, Mhy'tia Créa, Anaïs Boutik, Rina Arnaud, Sarobidy Fiononana

🎄 Noël approche à grands pas ! 🎄Découvrez notre nouvelle sélection spécial fêtes 🤩✨ De jolis vêtements pour vos tout-pet...
30/11/2025

🎄 Noël approche à grands pas ! 🎄
Découvrez notre nouvelle sélection spécial fêtes 🤩

✨ De jolis vêtements pour vos tout-petits :

Body presse
Bonnets
T-shirts
Robes
Chemises
Pantalons
… et bien plus encore !

🎄nouveau née a 14ans
🎄les prix sont deja affichées sur chaque phot

🛵🚲livraison tana/province

Ho antsika manana zanaka manomana fety krismasy na mba te anana a motif krismasy otranizao fotsiny✅️araraoty f 10 000ar ...
30/11/2025

Ho antsika manana zanaka manomana fety krismasy na mba te anana a motif krismasy otranizao fotsiny
✅️araraoty f 10 000ar ny tshirt otrzao miaraka am chapeau de noel
✅️2a3ans reo f afak manao zay taona tadiavinareo ian ko
✅️misy ian ko n ensemble kely 5 000ar
👉mandefa prix de gros zay dia mandefa en details ian ko
👉mandray commande dia mandefa any am faritra iany ko
👉misy couleur maro(rouge,vert,gris,bleu)
Mp avy atrany ra mbola mila fanazavana fanampiny😊

🌺ARRIVAGE 0a9mois🌺✅️grenoullère,combi,pant,short,pant,body,jean,robe...👇ao am commentaire mbola misy sary maro be fa maz...
26/11/2025

🌺ARRIVAGE 0a9mois🌺
✅️grenoullère,combi,pant,short,pant,body,jean,robe...
👇ao am commentaire mbola misy sary maro be fa mazoto misavasava o!!
🚲🛵livraison tana/province

Address

Ankadifotsy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 21:00
Tuesday 07:00 - 21:00
Wednesday 07:00 - 21:00
Thursday 07:00 - 21:00
Friday 07:00 - 21:00
Saturday 07:00 - 21:00
Sunday 11:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when All by mhymi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share