05/09/2026
❤ CAKE SCRAPER na grattoirs hoy isika ♥️🍀 efa tonga indray izy ity koa aza tara 🌸🎉📍 Haintsika ve ny mahasamihafa ny lisseur tsotra sy ny grattoir ? Mety efa be dia be ny mahay fa hazavainay ihany ho an ireo tsy mbola mahafantatra 🥰
🍒Ny lisseur dia manalama lay surface sy sisiny ilay gâteaux iny fotsiny ( izany hoe manitsy azy tsara mba hanana surface lisse sy uniforme (mitovy tantana) 🍁
🍋Ny grattoirs kosa indray dia manana forme courbée , manome endrika tsara ny gâteaux iray , izany hoe lasa misy motifs lay gâteaux araka2 ny endrik ilay grattoir 😍😍 ohatra hoe bords dentelés na rainure na motifs hafa mba hahazoana effets tsara endrika toy ny hita am sary ❤🍁
🥰ireto am sary ireto zao lot de 4 grattoirs nefa manana 8 motifs izy ❣
Dispo de suite 🍂🛍 LOT DE 4 GRATTOIRS pour gâteaux
Efa hitanao aty am Boutique 🏠 Avaradoha Entre plaque Institut pasteur sy Mpanao Baffle na Bet261 🍒
🇲🇬 Livraison Tana-Province 🍂