Mitia'look

Mitia'look vente de produit

🗾🗾FER À LISSER TENA TSARA🗾🗾Prix 50 000Ariary, Baboyiess 950°F_Tena mahamay tsara, cable rotatif ary reglable ny hafanany...
02/12/2022

🗾🗾FER À LISSER TENA TSARA🗾🗾
Prix 50 000Ariary, Baboyiess 950°F
_Tena mahamay tsara, cable rotatif ary reglable ny hafanany
_Mety be anaovana boucle
_Mety na tsy misy brushing aza
_Plaque céramique, tsy manimba volo
_Mety amin'ny karazam-bolo rehetra
_Vaovao sous carton io an!
Mp avy hatrany na antsoy ny 034 46 362 00
Manao livraison sy mandefa faritra izahay tompoko

19/11/2022

Ho avy ny fety
Araraoty fa tsara nefa mora
FER A LISSÉE SONAR
Prix : 26000ar
_Mety amin'ny volo rehetra
_Mamay tsara, reglable ny température-ny (hatramin'ny 220 degré)
_Afaka iasana tsara
_PLaque céramique
_Tsy manimba volo mihitsy
_Mety na tsy mampiasa brushing aza
Mp na 034 46 362 00, afaka manao livraison
Mandefa any amin'ny faritra

Arrivage zareo a, efa akaiky ny fety, tsy ny ankizy sy ny lehibe ihany no afaka mikiraro fa ny zazah koa eKIRARO KELY NA...
12/11/2022

Arrivage zareo a, efa akaiky ny fety, tsy ny ankizy sy ny lehibe ihany no afaka mikiraro fa ny zazah koa e
KIRARO KELY NATOKANA HO AN'NY ZAZAH MBOLA TSY MANDEHA
Prix 12000ar
_ Misy loko isafidianana
_Misy an-dahikely sy am- bavikely
_Mbola vaovao tsara anaty tranony
_Ao amin'ny commentaire ny detail
Mp na miantso 034 46 362 00
Manao livraison Tana/Province

‼‼Fotoanan'ny orana isika izao ‼IMPERMÉABLE NOIR 2 piècesPrix 25 000Ar_ matevina tsara tsy tanteraky ny orana_mafy tsara...
07/11/2022

‼‼Fotoanan'ny orana isika izao ‼
IMPERMÉABLE NOIR 2 pièces
Prix 25 000Ar

_ matevina tsara tsy tanteraky ny orana
_mafy tsara sy tsy ataorana ho rovitra
_pataloha ny ambaniny ary misy casquette ny satrony
_mety be ho an'ny Mpitondra moto sy bicyclette na ho an'ny mpandeha tongotra
_misy bande blanche fluorissant eo
_qualité top

MP na antsoy ny 034 79 113 80
Livraison Tana/provinces

Arrivage zareo a, LAMPE PORTABLE MULTI-USAGE, 20000Ar,  misy réduction raha maka maro._ Misy jiro karazany telo be izao_...
05/11/2022

Arrivage zareo a, LAMPE PORTABLE MULTI-USAGE, 20000Ar, misy réduction raha maka maro.
_ Misy jiro karazany telo be izao
_ Mazava be mihitsy ary tena mahatsinjo lavitra
_ Chargeable sy tsara battery
_ Misy panneau solaire
_ Miasa be rehefa misy fahatapahan'ny Jiro
_ Afaka ampiasaina foana rehefa maizina
_ Mbola ao anaty baoritra
_ Misy câble fanampiny
MP na miantso 034 46 362 00 izay liana ô, manao livraison, mandefa faritra koa an !

04/11/2022
Redmi  note3 Version5Battle ok! Memoirs 32goRam3goPrix: 130000arMP na meatsTel: 0344636200
04/11/2022

Redmi note3
Version5
Battle ok!
Memoirs 32go
Ram3go
Prix: 130000ar
MP na meats
Tel: 0344636200

Phone nexus5 Version6Prix: 115000arMbola vaovao tsaraMp na miatso avy atrany
03/11/2022

Phone nexus5
Version6
Prix: 115000ar
Mbola vaovao tsara
Mp na miatso avy atrany

Address

Mandroseza
Antananarivo

Telephone

+261344636200

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mitia'look posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share