E-shop Lafra

E-shop Lafra 🎀Beauté, élégance et authenticité .

E-shop lafra vous propose une sélection des vêtements,produits cosmétiques, parfums et accessoires de mode 🌸🍒🛍

☎️038 90 032 55
📍Fianarantsoa ville
🏍Livraison Partout à Madagascar

Hoan' izay mbola tsy nahita cadeau 🌹🎉Efa akaiky zao ny fetin' ny reny a 😍💫
27/05/2026

Hoan' izay mbola tsy nahita cadeau 🌹🎉
Efa akaiky zao ny fetin' ny reny a 😍💫

Ireto ary ny detail ny arrivagetsika a🌹‼️ Ataotsika tsena alohan Fety ty 💯💞🥰 Taille efa eo am sary 😍‼️🚫 Prix mora be fa ...
21/05/2026

Ireto ary ny detail ny arrivagetsika a🌹‼️
Ataotsika tsena alohan Fety ty 💯💞🥰
Taille efa eo am sary 😍
‼️🚫 Prix mora be fa araraoty ❤️

🌹Akory aby ee 😍 Efa manomboka mangatsiaka an 😏🥶Ireto indray ary ny arrivagetsika  🥰😍💯💥🚫‼️Am 12h 30 alefatsika ny detail ...
21/05/2026

🌹Akory aby ee 😍
Efa manomboka mangatsiaka an 😏🥶
Ireto indray ary ny arrivagetsika 🥰😍💯💥
🚫‼️Am 12h 30 alefatsika ny detail ❄️✨️🕕
Aza tara fa vitsivitsy an 😘❤
Qualité tena hoe TOP🤤🥹🫶

Akory aby e 😻❤️ Elaela tsy nisy arrivage a😁😍Andao mba asiana andehilahy indray ary e 🔥Sady mety am vehivavy koa an 😏🥰🍀 -...
08/05/2026

Akory aby e 😻❤️
Elaela tsy nisy arrivage a😁😍
Andao mba asiana andehilahy indray ary e 🔥
Sady mety am vehivavy koa an 😏🥰
🍀 -shirt oversize
🍀Prix sur photo
‼️Mp pour confirmation 😘🫶

11/04/2026

Akory aby e 🥰
Hiteny amintsika fotsiny hoe efa manao live shopping isika ao am tiktok aloha an
Ato amin'ny compte ny
‼️🔜samlayor
Mankasitraka bedebe am fandraisana anjara hoan' ny live omaly de bisous be les filles 🥰😘
Efa misokatra ihiany koa ny compte tiktok tsika a
‼️🔜eshop.lafra
Abonnez-vous 🫶🥰

Akory Aby e 👋🥰‼️Ataontsika Shopping alohany fety izy ty an 📢🛍🎉📛Ireto ary ny 1er  Vague 💯💥🍒wide leg 1er choix , lavées et...
26/03/2026

Akory Aby e 👋🥰
‼️Ataontsika Shopping alohany fety izy ty an 📢🛍🎉
📛Ireto ary ny 1er Vague 💯💥

🍒wide leg 1er choix , lavées et repassés
🍒Detail sur chaque photo
🍒1er JP + Contact et lieu en Mp no validé

Prix cadeau be fa araraoty an 🎁🎀
Livraison Partout à Madagascar 🥰❤️‍🔥

21/03/2026

📛⁉️Iza koa ny efa niandry ? 😏😍
Extrait ny arrivage wide leg 👖tsika ireto les filles an 🍒🤩
Misy ny taille rehetra izy ato 2XS, XS , S, SM , M, L, XL, 2XL 💯👌🏼
Aza miala alavitra fa ho alefa tsy ho ela eto amin' ny page ny detail an 😉🌞📢



🎉Akory aby e😍💕✨️Miarahaba ny vehivavy rehetra aloha amin' izao Alahady ny 8Mars izao 😇 Ho amibinina amin' izay atao rehe...
08/03/2026

🎉Akory aby e😍
💕✨️Miarahaba ny vehivavy rehetra aloha amin' izao Alahady ny 8Mars izao 😇 Ho amibinina amin' izay atao rehetra ary mba ho vehivavy modely eo anivon' ny fiarahamonina 🙏🏾👸

‼️🎈Araka ny fotoana nifametrahan_ tsika dia androany no anomezana ny valin'ny lalao ka ireto ary ireo olona 3 nahamarina sy nanaraka tsara ireo fepetra rehetra 🥰
Na Rindra
Alan Kendjy
Nitiako Mikajy
Félicitations nareo 🎉👏🏼🥰 Fa araka ny eo am sary dia #40 Ny valiny marina
Mankasitraka antsika rehetra @ fandraisana anjara dia araho hatrany ny page , aza adino manasa ny namana hiabonner an 😉😍😘

📢Akory aby ô❗️✨️Andao mba asiana lalao kely alohan' ny arrivage e🤗 Sa akory ?😏😍➡️ Firy ary ny chiffres roa farany amin'i...
02/03/2026

📢Akory aby ô❗️
✨️Andao mba asiana lalao kely alohan' ny arrivage e🤗 Sa akory ?😏😍
➡️ Firy ary ny chiffres roa farany amin'io vola voalohany io ô?😍
➡️Izay abonnées 3 mahamarina voalohany no mahazo ny loka ( 5000ar/prs )

📌Ireto ary ny conditions‼️
1_ Manao réaction ity publications ity ary abonné ato @ page
2_ Manasa namana 05 hilalao sy hiabonner ny page
3_ Mipartage ity publications ity anaty groupe 3 misy anao

🎈✨️Bonne chance daholo ary , @ 8 Mars alefatsika eto ny valin' ny lalao an 🥰🫶😘

💞💐
14/02/2026

💞💐

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-shop Lafra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share