29/08/2026
🥳Promo be indray e❤💐
🧺 Machine à laver pliable portable
Ataovy mora sy haingana ny fanasan-damba na aiza na aiza! Ity machine à laver pliable ity dia tonga lafatra ho an'ny:
👕 Akanjo madinika
🧦 Ba kiraro
👶 Akanjon-jaza
👙 Sous-vêtements sy lamba marefo
✅ Aforitra ka tsy maka toerana
✅ Mora entina rehefa mandeha na mipetraka amin'ny toerana tery
✅ Mitsitsy rano sy herinaratra
✅ Tsotra ampiasaina ary mora diovina
✅ Mety ho an'ny trano, efitrano fianarana, na rehefa mandeha miala sasatra.
❌80.000ar❌
a laver