Le CHOC DES IDÉES

Le CHOC DES IDÉES 📢 AHAFAHANY REHETRA MIRESAKA POLITIKA ETO AN-TANÀNA👊

Miisa 13 ireo mpikambana vaovao mandrafitra ny governemanta ny fanaovana tarihin'i Praiminisitra  Rajaonarison Jeannot R...
25/03/2026

Miisa 13 ireo mpikambana vaovao mandrafitra ny governemanta ny fanaovana tarihin'i Praiminisitra Rajaonarison Jeannot Ruffin raha 17 kosa ireo efa teo ka voatazona aminy toerany.
9 ireo vehivavy.

ireto avy izy ireo ankoatra ireo ny Minisitry ny Fitsarana Fanirisoa Ernaivo dia mbola mitazona ny toerany

Andrasana anio hariva ny fanendrena ofisialy ireo mpikambana ao anatin’ny governemanta vaovaon’ny Fitondrana Fanavaozana...
25/03/2026

Andrasana anio hariva ny fanendrena ofisialy ireo mpikambana ao anatin’ny governemanta vaovaon’ny Fitondrana Fanavaozana. Fanavaozana goavana eo amin’ny fitantanana ny raharaham-pirenena no antenaina hitranga amin’izao fananganana governemanta vaovao izao.
Marihina fa ity no governemanta faharoa hapetraka taorian’ny nandraisan’ny Filohan’ny Fanavaozana, Mickael Randrianirina, ny fitantanana ny firenena. Ao anatin’izany dia andrasana ireo olona voafantina hanana traikefa sy fahaiza-manao hahafahana mampandroso an’i Madagasikara sy mitondra fanavaozana tena hita maso.
Araka ny vaovao mivoaka amin’izao fotoana izao, dia tombanana ho manodidina ny 30 isa eo ho eo ireo mpikambana ao amin’ny governemanta vaovao. Misy ihany koa ireo siosion-dresaka milaza fa maro amin’ireo minisitra efa niasa teo aloha no mety hiverina handray andraikitra indray.
Eo am-piandrasana ny fanambarana ofisialy, dia manantena ny vahoaka fa hitondra fiovana sy fahombiazana ho an’ny firenena ity ekipa governemanta vaovao ity.

22/03/2026

😵 Taorian'ny hironam-peo sy horonan-tsary niparitaka teto aminy tamban-jotra dia nisy ny fisamborana sy fisavàna .
Toy izao indray zava nitranga.iza no mpanaparitaka sy afaka maka ilay hironantsary.
Ny zavatra tsikaritra aloha dia tsy misy tahotra n'iza n'iza i Raiissa🙈🙈

16/03/2026

fitiavan-tseza
fanesorana sy fanendrena tsy ara-dalàna
ACM
Tsy tokony haseho vahoaka raharahan-tokatrano. Mahaiza mifandamina fa olon-dehibe

Source Radio antsiva

15/03/2026

Atoa Rajaonarison Mamitiana Jeannot Ruffin no Praiminisitry ny fanavaozana notendrena androany

Araka ny didim-panjakana miton dra ny laharana 2026/776 ny 15 Mars no nanendrena ny Praiminisitra lehiben'ny Governemant...
15/03/2026

Araka ny didim-panjakana miton dra ny laharana 2026/776 ny 15 Mars no nanendrena ny Praiminisitra lehiben'ny Governemanta fanavaozana an' Atoa Rajaonarison Mamitiana Jeannot Ruffin .
Praiminisitra faharoa ny fitondrana fanavaozana tao anatin'ny 5 volana.
Praiminisitra natolotr'ireo solombavam-bahoaka maro an'isa.
Tsara ny manamarika fa Praiminisitra faha 31 hatramin'ny nahazoana fahaleovantena izy.
Nanatrika ny fanendrena azy tamin'ny fomba ofisialy teny amin'ny lapam-panjakana Iavoloha ireo solombavam-bahoaka sy mpanao politika ary tompon'andraikitra ambony eto amin'ny .
Adidy lehibe voalohany miandry azy ny fandrafetana ny mpikamban'ny gouvernemanta farak'izay haingana.
Nambaran'i Filohan'ny Fanavaozana ny repoblika Randrianirina Mickael fa " tafiditra anaty kihon-dalana goavana ny firenena ka tsy mila olona manara-drenirano fotsiny satria fanavaozana no atao.
Mila olona mahitsy tsy voavilivily sy tsy voavidim-bola ka hampahiratra ny masoandron'ny firenena.
Mbola maro hoy izy ny toro marika omeny rehefa tafatsangana ny goverenemanta fa misy antony manokana sy lehibe ny nifidianany axy ho praimisitra.

Afaka ora vitsy ny famoahana ny anaran'ny Praiminisitra vaovao
15/03/2026

Afaka ora vitsy ny famoahana ny anaran'ny Praiminisitra vaovao

Aza adinoina fa andro tsy hiasana fa andraisan-karama ny zoma 20 Mars ho avy izao .
13/03/2026

Aza adinoina fa andro tsy hiasana fa andraisan-karama ny zoma 20 Mars ho avy izao .

13/03/2026
Nanantanteraka valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety teny amin'ny lapan'ny tanàna Analakely Ramatoa Harilala Ramanantsoa ...
13/03/2026

Nanantanteraka valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety teny amin'ny lapan'ny tanàna Analakely Ramatoa Harilala Ramanantsoa ben'ny tanàna teo aloha.
nambarany tamin'izany fa.mbola miasa manatanteraka ny fampandehanan-draharaha ny fiadidian'ny tananan'Antananarivo izy satria mbola tsy nivoaka ny "notification" avy amin'ny filanjevim-panjakana sy ny minisiteran'ny Atitany.
manaiky ny didy navoakan'ny filankevim-panjakana izy araka ny nolazainy ary tia filaminana .
aorian'izay dia miandry izay PDS ho tendren'ny mpitondra hisolo toerana azy satria raha tsiahiviba dia famerenana ny fifidianana no didm-putsarana ary nofoanana ny vato azon'ity ben'ny tanàna teo aloha ity.

LA STABILITE INSTITUTIONNELLE EST LA CONDITION DE LA CONFIANCE.La décision récente de mettre fin aux fonctions du Premie...
13/03/2026

LA STABILITE INSTITUTIONNELLE EST LA CONDITION DE LA CONFIANCE.

La décision récente de mettre fin aux fonctions du Premier ministre et de son gouvernement intervient dans un moment particulier pour Madagascar, engagé dans un processus de refondation institutionnelle.

Dans ce type de période, chaque décision politique est observée avec attention, car elle influence la confiance des citoyens, des investisseurs et des partenaires du pays.

La question essentielle n’est pas seulement de savoir s’il s’agit d’une réorganisation politique ou d’une crise.

La véritable question est celle de la confiance dans le processus de refondation.
Dans un processus de refondation, la stabilité institutionnelle est un facteur déterminant.

Elle permet de donner de la visibilité aux citoyens et de crédibiliser les engagements pris.

Madagascar a connu plusieurs crises politiques au cours des dernières décennies. L’enjeu aujourd’hui est de faire en sorte que cette refondation permette enfin de rompre avec ce cycle.

La refondation ne doit appartenir ni à un moment ni à un camp.

Elle doit être celle de toute la Nation.

Fetison Rakoto Andrianirina

Address

Besarety
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le CHOC DES IDÉES posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share