Candoria

Candoria 🌸🛍️ Des articles tendance pour sublimer votre garde-robe sans dépasser votre budget🌸🛍️. PAYENA ALOHA NY ENTANA VAO MANDEHA NY LIVRAISON ✅

❌STOP JP WERAWERA

🏈MAILLOTS NFL IMPORTÉ QUALITÉ TOP🏈👕Iza ilay nitady iny fona?🥰Aza t**d fa stock limité an ,sady efa natao mora be amin’iz...
05/06/2026

🏈MAILLOTS NFL IMPORTÉ QUALITÉ TOP🏈👕

Iza ilay nitady iny fona?🥰

Aza t**d fa stock limité an ,sady efa natao mora be amin’izay 😉

🏷️Taille : S,M,L
🏷️Manome PRIX DE GROS +5

☎️0324060842

🛵Livraison Tana et en province avec frais

04/06/2026

Hello Hello 🥰

Miverina mandray commande nareo amin’izay izahay o 😘

⚽️👕ARRIVAGE MAILLOTS FOOTBALL ⚽️ 👕Maillot importé fona ny antsika an 🥰Qualité tsy asina resaka intsony 🤩Vitsivitsy fa az...
27/04/2026

⚽️👕ARRIVAGE MAILLOTS FOOTBALL ⚽️ 👕

Maillot importé fona ny antsika an 🥰

Qualité tsy asina resaka intsony 🤩

Vitsivitsy fa aza tara hoan’ilay tsy mahazo fona

🏷️Taille (pointure): S,M,L, XL

🛵Livraison Tana sy en province, misy frais

⚽️👕DES MAILLOTS EN PROMOTION ⚽️👕Ao amin’izay ary izay mbola tsy nahazo fa atao mora be androany hiany 🤗Maillot importé h...
09/04/2026

⚽️👕DES MAILLOTS EN PROMOTION ⚽️👕

Ao amin’izay ary izay mbola tsy nahazo fa atao mora be androany hiany 🤗

Maillot importé hatrany ✅

Pointure ( Taille) : S, M,L

☎️0324060842

🛵Tana mandefa any amin’ny faritra rehetra

⚽️👕ARRIVAGE MAILLOTS FOOT TOP QUALITÉ 👕⚽️Iza no niandry, iza no mbola tsy nahazo ?🥰Aza tara amin’izay fa vetivety indray...
31/03/2026

⚽️👕ARRIVAGE MAILLOTS FOOT TOP QUALITÉ 👕⚽️

Iza no niandry, iza no mbola tsy nahazo ?🥰

Aza tara amin’izay fa vetivety indray dia lany an !

🏷️Pointure ( Taille) : S,M,L,XL

☎️0324060842

🛵Livraison Tana sy amin’ny faritra rehetra,misy frais

🏀MAILLOT BASKET IMPORTÉ QUALITÉ TOP🏀Importé fona ny antsika an 🔥Mety amin’ny lahy sy Vavy hatrany , azo atao lambam-pety...
26/03/2026

🏀MAILLOT BASKET IMPORTÉ QUALITÉ TOP🏀

Importé fona ny antsika an 🔥

Mety amin’ny lahy sy Vavy hatrany , azo atao lambam-pety, hoentina mitsangatsangana 🥰

Ny andro koa mafana fa aoka fotsiny😉

🏷️Taille : S, M, L, XL

✅ Misy PRIX DE GROS hatrany an

☎️0324060842

🛵 Livraison possible Tana sy en Province, misy frais

⚽️👕MAILLOTS FOOT QUALITÉ TOP👕⚽️Entana importé, mifono sachet tsara tonga any aminareo 🔥Raha ny hatsarany tsy tantaraina ...
23/03/2026

⚽️👕MAILLOTS FOOT QUALITÉ TOP👕⚽️

Entana importé, mifono sachet tsara tonga any aminareo 🔥

Raha ny hatsarany tsy tantaraina intsony 🥰

Taille : S,M,L,XL

☎️0324060842

🛵Frais de livraison 4000ar

📍Tana, mandefa any amin’ny faritra rehetra

🩴🌞 CLAQUETTES METY AMINY LAHY SY VAVY🌞🩴Efa mafana izao ny andro Aza tara fa stock très limité🥰Misy Prix de Gros raha mak...
22/03/2026

🩴🌞 CLAQUETTES METY AMINY LAHY SY VAVY🌞🩴

Efa mafana izao ny andro

Aza tara fa stock très limité🥰

Misy Prix de Gros raha maka 5 mihoatra

Barca pointure : 36-44 no misy

Claquette à feu 🔥 : 40-44 ny pointure rehetra

🛵Frais de livraison 4000ar

📌CONDITIONS DE VENTESalama tompoko 🥰Mba hampandeha tsara ny service sy hisorohana olana dia ireto ny conditions:🔹 Prix &...
22/03/2026

📌CONDITIONS DE VENTE

Salama tompoko 🥰
Mba hampandeha tsara ny service sy hisorohana olana dia ireto ny conditions:

🔹 Prix & frais

➡️ Prix du produit + frais de retrait + frais de livraison (4000Ar)
Miezaka izahay manome vidiny mora araka izay azo atao, ka kely ny bénéfice alaina.

🔹 Paiement avant livraison

➡️ Atao mialoha ny paiement mba hahafahana mandefa livraison haingana.
Ny livreur dia mbola manana livraison hafa ka tsy afaka miandry ela eny.

🔹 Commande sérieuse ihany

➡️ Rehefa manao commande dia midika fa tena alaina ilay entana.
Mba hisorohana ny hoe tonga eny dia mbola misalasala.

🔹 Fanajana ny fotoana sy ny asa

Indraindray misy tranga hoe:
• tsy mandray téléphone
• na tsy mandray entana

➡️ Izany no mahataraiky ny livraison rehetra, ka izany no antony anaovana paiement mialoha.

🔹 Jour de travail

➡️ Miasa Alatsinainy ka hatramin’ny Sabotsy izahay
➡️ Tsy miasa Alahady (dimanche)

⚠️ Fanamarihana

Ny paiement mialoha dia tsy midika hoe arnaque.
Fomba fiasa mahazatra amin’ny vente en ligne izy io.

Izahay kosa miezaka manome service haingana sy azo itokisana 🤝

✅ Farany

Misaotra betsaka amin’ny fahatokisana sy ny fiaraha-miasa 🙏
Izahay dia miasa amin’ny fahatsorana sy fifampitokisana.🥰

⚽️👕MAILLOTS FOOT QUALITÉ TOP⚽️👕Entana importé, sous sachet daholo ny antsikaAza t**d fa vitsivitsy hiany no sisa an 🥰Mah...
20/03/2026

⚽️👕MAILLOTS FOOT QUALITÉ TOP⚽️👕

Entana importé, sous sachet daholo ny antsika

Aza t**d fa vitsivitsy hiany no sisa an 🥰

Mahazo prix de gros raha maka +5

✨Taille : S,M,L,XL

☎️0324060842

🛵Livraison à partir de 3000ar

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261324060842

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Candoria posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share