09/12/2025
Mitohy fona ny kilalao fizarana ato am page ✨
Izay maita ny chiffre 2 farany io ny tompony 🏃🏻♂️
Soraty ao am commentaires ary oe 🤨
Tsapao ny vintana fa sao mba enao no ahazo anio bleubleu io 😅
Fa asitsik condition iany kosa
*1= Abonnéo ny page
*2= mentionnéo ny namana
*3= asio réaction ny publication
# Raha mahafeno anreo condition reo no mahita ny valiny no mahazo
Raha tsy mahafeno conditions nefa mahita ny valiny de namany tsy mahazo iany 😘
Tonga de andefasako Mp zay mahita azy
Avokako eto ny valiny rapitso 15h raha tsisy maita 💋
Aza adino mi s’abonne am page mba anarahanao ny kilalao fona annn ❤️
Bisous les girly 😘