Life goes on

Life goes on ❤ Et ainsi la vie continue ❤

Iza lay mbola tsy nahazo ny anjarany tato?? 🥹🥹Tena hoe tsara sady mora be daholo @ zay anManao livraison partout zahay f...
18/02/2025

Iza lay mbola tsy nahazo ny anjarany tato?? 🥹🥹
Tena hoe tsara sady mora be daholo @ zay an
Manao livraison partout zahay fa aza tara an❤🥹🥹

❌Mora be tsisy otrizany❌10.000ar de mahazo sac manjakely ato aminay🥰❤Tandremo sao tara ary an🥹
07/02/2025

❌Mora be tsisy otrizany❌
10.000ar de mahazo sac manjakely ato aminay🥰❤
Tandremo sao tara ary an🥹

Zavatra tsara be foana nge oa no tadiavinay ho anareo e🥰❤Jereo @ zao fotsiny ny hatsarany fa sao ho taraiky eo ndray ary...
05/02/2025

Zavatra tsara be foana nge oa no tadiavinay ho anareo e🥰❤
Jereo @ zao fotsiny ny hatsarany fa sao ho taraiky eo ndray ary🥹🥹
Sac, bandoulière fripe 1er choix vao novakiana mintsy🥰🥰
❌TBE❌
Sady ny mora ndrindra foana no hatolotra ho anareo
Manao livraison partout à Madagascar ✅

Sac friperie tsy misy défaut ❤Manja be daholo sady mora be ko fa aza tara an🥰Livraison partout à Madagascar
03/02/2025

Sac friperie tsy misy défaut ❤
Manja be daholo sady mora be ko fa aza tara an🥰
Livraison partout à Madagascar

Zay tena tsara ndrindra foana no ezahanay eto @ page omena anareo🥹🥰Jereo nge ny hatsarany e🥹❤ Tena top be daholo❌Fripe 1...
28/01/2025

Zay tena tsara ndrindra foana no ezahanay eto @ page omena anareo🥹🥰
Jereo nge ny hatsarany e🥹❤ Tena top be daholo
❌Fripe 1er choix vao novakiana reo
❌Tsy misy défaut
❌Livraison partout

❌LIQUIDATION BE MINTSY ❌Manomboka @ 5.000ar tsy mihoatra ny 15.000ar ny sac tsara be❤😘Aza tara ary fa nareo sisa no andr...
23/01/2025

❌LIQUIDATION BE MINTSY ❌
Manomboka @ 5.000ar tsy mihoatra ny 15.000ar ny sac tsara be❤😘
Aza tara ary fa nareo sisa no andrasana
❌Alefa 8.000ar ny 1 raha haka an'izy rehetra ❌
Livraison à partir de 3.000ar ❤

Araka ny nampanantenainay anareo de alefanay sary eto lay entana  ny kiraro friperieEfa mipetraka @ sary tsirairay ny pr...
19/01/2025

Araka ny nampanantenainay anareo de alefanay sary eto lay entana
ny kiraro friperie

Efa mipetraka @ sary tsirairay ny prix sy ny pointure🥹❤
❌5.000ar de efa mahazo kiraro eto aminay
Aza misalasa ary mandefa mp na commentaire fa ho valianay daholo🥰❤

✅Mora be ny kiraro vao avy novakiana mintsy🥰❤
✈Livraison à partir de 3.000ar
🛵Partout à Madagascar

18/01/2025

Bonsoir daoly an🥰
Tena ialana tsiny ry zareo fa tena misy tsy tomombana ny ao amin'ny lafiny teknika 🥹🤧
Rahampitso alefanay eto amin'ny ora toizao ny sariny ☺☺
Promotion b daoly fa aza taraiky rahampitso an🥰😘😘
Merci🥰🥰

18/01/2025

Tapaka kely fa manambotra jiro kely aloha zahay
Miverina eo ihany tsika refa kelikely refa milamina ny jiro
Zaraitsika refaveo ny crédit

18/01/2025

Ialana tsiny @ fahatarana ry zareo an🥺. Mandamina kely fotsiny de hatombotsika ny live.
Aza adino ny miantso namana❤🥰

Salama daholo e🥰😘😘Faly be zahay eto @ pejy Life goes on miarahaba anareo rehetra nahatratra ny taona vaovao🥳🥳🥰Hanamariha...
18/01/2025

Salama daholo e🥰😘😘
Faly be zahay eto @ pejy Life goes on miarahaba anareo rehetra nahatratra ny taona vaovao🥳🥳🥰
Hanamarihana an'izany ary de hasiatsika live amzay androany
Alefatsika prix cadeau 🎁🎁🎁 bonne année daholo ny poketra sy ny kiraro fripe tsy misy défaut androany
Aza adino ary ny fotoanantsika rahariva @ 17h 30
Asao ny namana hijery live fa misy karazana kiraro sy poketra tsara be nomaninay ho anareo ato❤🥰
Asabotsy 18 janoary @ 17:30 ny fotoana
Hizara cadeau maro be ko zahay @ io🎁🎁🎁

Je viens d’atteindre 2 K followers ! Merci pour votre soutien en continu. Je n’aurais jamais pu y arriver sans votre aid...
04/01/2025

Je viens d’atteindre 2 K followers ! Merci pour votre soutien en continu. Je n’aurais jamais pu y arriver sans votre aide. 🙏🤗🎉

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Life goes on posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share