Fashion Jilbab

  • Home
  • Fashion Jilbab

Fashion Jilbab Vente Jilbab en détails

Jilbab ensemble jupeCouleur chocolatTissu tsara be sad elasticeMp prixMandefa @ faritra jiab 🚒
30/08/2022

Jilbab ensemble jupe
Couleur chocolat
Tissu tsara be sad elastice
Mp prix
Mandefa @ faritra jiab 🚒

Azovy nitady couleur bleu ciel mazava tsara iny...Fa Navy ato arrivage Jilbab 2 pièceLava tsara sd malalaka tsaraMandefa...
29/08/2022

Azovy nitady couleur bleu ciel mazava tsara iny...
Fa Navy ato arrivage
Jilbab 2 pièce
Lava tsara sd malalaka tsara
Mandefa @ faritra jiab 🚒
Mp prix

Assalm anlaikoum....Arrivage arrivage 😊Azovy jiab nitady Jilbab couleur chocolat iny fa misy disponible ato...D misy arr...
25/08/2022

Assalm anlaikoum....
Arrivage arrivage 😊
Azovy jiab nitady Jilbab couleur chocolat iny fa misy disponible ato...
D misy arrivage Niqab(Parda) couleur noir ihany koa @ vidiny mora bé.
Mandefa @ faritra jiab

Assalm anlaikoum warahmatoullah wa barakatoho.Tena miala tsiny @ tsika rehetra izay nanao commande Jilbab sy niqab ren f...
20/08/2022

Assalm anlaikoum warahmatoullah wa barakatoho.
Tena miala tsiny @ tsika rehetra izay nanao commande Jilbab sy niqab ren fa somary nisy fahatarana Kely le fahavitany commande tsika nohony fahasimbany matériel ampiasainay Dia tara Kely....ka inshallah @ semaine prochaine yo vo vitæ jiaby Jilbab tsika s'y Niqabtsika de antsoinay eo fona nareo.
Choukrane 🙏

08/08/2022

08 AOUT 2022 / 10 MOUHARRAM 1444 - NY ANDRO ACHOURA :

Androany dia faha-10 ny volana Mouharram izay fantatra amin’ny anarana hoe : ACHOURA, Andrompahasoavana izay nanavotan'i Allah an'ny Mpaminany Moussa (A.S) sy ireo zanak'Israely ary nahafaty an'i Fir'aouna, ilay mpanjaka mpanao didy jadona nitoni-tena ho Andriamanitra.

Noho io andro lehibe io, dia mifehy ny mpino Islam ho fisaorana sy fankasitrahana an'i Allah ary mitondra fahasoavana lehibe eo amintsika.

Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny fifehezana amin’ny andro Achoura dia mamafa ny fahotana tamin’ny taona lasa".

04/08/2022

Assalm anlaikoum warahmatoullah wa barakatoho ♥️🥰

Assalm anlaikoum.Ho hisy arrivage niqab( na parda) couleur noir isika afaka andro vitsivitsy 😊Mp prixMandefa @ faritra j...
02/08/2022

Assalm anlaikoum.
Ho hisy arrivage niqab( na parda) couleur noir isika afaka andro vitsivitsy 😊
Mp prix
Mandefa @ faritra jiab🇲🇬

Alefaso commande Jilbab tsika havako ein......1 pièce et 2 pièce 👗Navy tissu ato sady couleur maro tsara.Couleur jaune, ...
27/07/2022

Alefaso commande Jilbab tsika havako ein......1 pièce et 2 pièce 👗
Navy tissu ato sady couleur maro tsara.
Couleur jaune, chocolat, vert, blanc, bleu.
Mp prix
Mandefa @ faritra jiab 🚒

Assalm anlaikoum mes soeurs ♥️Somary nangingina page tsika tato ato nohony ts fahasalamako....fa afaka mandray commande ...
25/07/2022

Assalm anlaikoum mes soeurs ♥️
Somary nangingina page tsika tato ato nohony ts fahasalamako....fa afaka mandray commande fona izahay , ho an'olona izay mety hanao commande Jilbab.

Misaotra t@ fatokisanareo anay hatramin'zay 🙏♥️
Barakallah ofik.

Efa araiky sisa @ robe cloche tsika ato ein.....mitovy @ sary Io model nazy👗Couleur rose foncéTaille standardMp prixMand...
09/07/2022

Efa araiky sisa @ robe cloche tsika ato ein.....mitovy @ sary Io model nazy👗
Couleur rose foncé
Taille standard
Mp prix
Mandefa @ faritra

Mbola misy araiky sisa @ le robe cloche avec ceinture.Couleur rose foncé 🥰Mp prixMandefa @ faritra jiab
07/07/2022

Mbola misy araiky sisa @ le robe cloche avec ceinture.
Couleur rose foncé 🥰
Mp prix
Mandefa @ faritra jiab

Address


Telephone

+261347992198

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fashion Jilbab posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Shop?

Share