11/06/2026
🚙🔥 4x4 ÉLECTRIQUE GÉANT PREMIUM 🔥🚙
✨ OMEO NY ZANAKAO NY FAHAFINARETANA MITONDRA FIARA TENA IZY! ✨
✅ Mahazaka ZAZA 2 miaraka mitaingina
✅ Charge maximum : 65 KG
✅ 4 MOTRICES mahery vaika (misarika daholo ny kodiarana rehetra)
✅ COMMANDE PARENTALE ahafahan'ny ray aman-dreny mifehy ny fiara lavitra ra Mbola tsy mahay mitondra Ilay zaza
✅ Batterie rechargeable maharitra
✅ Misy vitesse avant sy arrière
✅ Mirehitra jiro LED manintona eo anoloana sy aoriana
✅ Misy MUSIQUE sy entrée USB hampidirana hira tian'ny zanakao
✅ Seza malalaka atonona Zaza 2 miaraka mitaingina sy mampahazo aina
✅ Pneus lehibe matanjaka
✅ Endrika 4x4 moderne sy premium
✅ Mety ho an'ny ankizy tia aventure sy fialamboly
🎁 Fanomezana tonga lafatra amin'ny anniversaire, Noël, DIDIPOITRA ,réussite scolaire na fotoana manokana.
💯 Sady kilalao no manampy ny ankizy hianatra hifehy familiana sy hampitombo ny fahatokisan-tenany.
📍 Toerana : Sabotsy Namehana, route vers Tsarafara, enceinte AKOUFRE
📞 Contact :
☎️ 034 43 544 46
☎️ 032 78 658 82
🚚 Mandefa manerana ny NOSY hatrany izahay.
⚠️ STOCK VOAFETRA — Aza tara sao lany!
🚙🔥👦👧