19/01/2026
TOURNOI FOOT À 9. Ny MEILLEUR BUTEUR dia mahazo ny anjarany mba hampisy MOTIVATION ny ekipa tsirairay ary mba hampiakatra ny lenta ny bôl kitra ihany koa. Aza miandry akaiky vao isoratra anarana fa Zao de zao de misoratra anarana fa vetivety io de feno ny isany mpandray