D&T Thrift Shop MDG

D&T Thrift Shop MDG Vente de vêtements (Frip, lavées et repassées) et articles de déco avec livraison expresse.

Avec Dream'in – L'équipe de la boutique D&T Thrift Shop MDG viens d’être reconnue comme l’une de ses meilleurs fans ! 🎉
17/03/2026

Avec Dream'in – L'équipe de la boutique D&T Thrift Shop MDG viens d’être reconnue comme l’une de ses meilleurs fans ! 🎉

Soso-kevitra sakafo amin'ity alahady ity: Riz frit na vary endasina ry zareo ahh!!!!Ny zavatra ilaina: (efa amin'ny sary...
15/03/2026

Soso-kevitra sakafo amin'ity alahady ity: Riz frit na vary endasina ry zareo ahh!!!!
Ny zavatra ilaina: (efa amin'ny sary daholo).
Fomba fikarakarana azy:

I- RAHA ILAY: vary endasina amin’ny patsabe (Riz frit aux crevettes)
1️⃣ Andrahoina aloha ny vary dia avela hangatsiaka (tsara kokoa ny vary efa mangatsiaka rehefa endasina).
2️⃣ Esorina ny hoditry ny patsabe ary tetehina madinika ny karaoty.
3️⃣ Afanaina ao anaty lapoaly na wok ny menaka.
4️⃣ Endasina mandritra ny 2 ka hatramin’ny 3 minitra ny karaoty sy ny petit pois.
5️⃣ Ampiana ny patsabe ary andrahoina 2 minitra eo ho eo mandra-pivadika mavokely izy.
6️⃣ Atosika amin’ny sisin’ny lapoaly ny akora, dia vakiana ao ny atody ary afangaro ho atody mikororosy.
7️⃣ Ampiana ny vary masaka dia afangaro tsara amin’ny akora rehetra.
8️⃣ Arotsaka ny saosy soja, asiana sira sy dipoavatra araka ny tsiro.
9️⃣ Endasina miaraka mandritra ny 2 minitra indray dia aroso mafana.

II- RAHA ILAY: Vary endasina amin’ny akoho (Riz frit au poulet).

1️⃣ Andrahoina aloha ny vary ary avela hangatsiaka.
2️⃣ Tetehina madinika ny nofon’akoho.
3️⃣ Tetehina madinika koa ny karaoty sy legioma vitsivitsy.
4️⃣ Afanaina ao anaty wok na lapoaly lehibe ny menaka.
5️⃣ Endasina mandritra ny 3 ka hatramin’ny 4 minitra ny akoho mandra-pahazo loko volamena.
6️⃣ Ampiana ny karaoty sy ny petit pois ary endasina 2 minitra.
7️⃣ Vakiana ao anaty lapoaly ny atody ary kororosina.
8️⃣ Ampiana ny vary masaka dia afangaro amin’ny akora rehetra.
9️⃣ Arotsaka ny saosy soja, asiana sira sy dipoavatra, dia endasina miaraka mandritra ny 2 minitra.

Koa mazotoa ary manandrana: iza no tianao kokoa? Ilay misy akoho sa ilay misy crevette???😍

13/03/2026

✨ Look Chic du Jour

👗 Combi 40 000 Ar

🧥 Blazer pied-de-poule 40 000 Ar

📩 DM raha te hamandrika

Toy izao ilay arrivage rehefa vita fikarakarana manokana.
09/03/2026

Toy izao ilay arrivage rehefa vita fikarakarana manokana.

09/03/2026

Mme Danie Andriatina ny 8 mars 2026 (Mikarakara ny arrivage rehefa avy nivory niaraka tamin'ny ekipany)

💫🌟Tratry ny 8 martsa daholo ianareo vehivavy rehetra.💥Fihenam-bidy 10% (ENY -10%) hoanareo izay miantsena ato amin'ny D&...
08/03/2025

💫🌟Tratry ny 8 martsa daholo ianareo vehivavy rehetra.
💥Fihenam-bidy 10% (ENY -10%) hoanareo izay miantsena ato amin'ny D&T Soavimasoandro ny anio ka hatramin'ity faran'ny volana martsa ity.
👉Raha mbola tsy hitanao ny toerana dia ity ny rohy [lien] ahitanao azy: https://www.google.com/maps/place/D%26T+Thrift+Shop/@-18.8633939,47.5193676,685m/data=!3m2!1e3!4b1!4m6!3m5!1s0x21f08141dbf743b1:0x1804e08e71e2d14!8m2!3d-18.8633939!4d47.5193676!16s%2Fg%2F11y76jtr1_?entry=ttu&g_ep=EgoyMDI1MDMwNC4wIKXMDSoASAFQAw%3D%3D
🙏🙏Tsy misoratra amin'ny entana ny fihenam-bidy ahh, fa mila miteny hoe D&T 8 mars dia mahazo remise 10% rehefa mividy ianao anio ka hatramin'ny faha 31 martsa 2025 ity.
Tsy mbola afaka micommande en ligne ianareo fa mila makeny an-toerana mihitsy aloha.
Ampilazana ihany ianareo rehefa misokatra amin'izay ny fandraisana commande en ligne. Mankasitraka tompoko.🙏🙏

Address

II K 21 FAB Bis Soavimasoandro
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:30 - 18:00
Tuesday 06:30 - 18:00
Wednesday 06:30 - 18:00
Thursday 06:30 - 18:00
Friday 06:30 - 18:00
Saturday 06:30 - 18:00
Sunday 06:30 - 11:45

Website

,47.5193676,685m/data=!3m2!1e3!4b1!4m6!3m5!1s0x21f08141d

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when D&T Thrift Shop MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share