Routs'Shop

Routs'Shop Like page

26/09/2024

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Dina Nomenjanahary, Rasoloarisoa Clarisse

20/09/2024

Miarahaba antsika indray o🥰

Androany indray isika dia hiresaka ny service chirurgie na ny fandidiana

Ireto avy ny fandidiana vita eto amin'ny clinique Hygeia :
Fandidiana ho an'ireo vehivavy bevohoka misy fahasarotany (opération césarienne)
Fandidiana mahakasika ny taova ao anatin'ny kibo
Fandidiana mahakasika ny taolana sy ny vanintaolana
Fandidiana mahakasika ny taovam-pananahana (ohatra prostate sns)

Noho ireo dia manana an'ireto dokotera mpandidy ireto ny clinique:
Médecin spécialiste en chirurgie générale
Médecin gynécologue obstetricien
Médecin spécialiste en gynécologie obstétrique d'urgence

Ny fandidiana loha ihany no tsy mbola vita ao amin'ny clinique

Aza misalasala manantona raha misy fanontaniana tompoko

04/09/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nambinintsoa Kanto Rakotoarimalala Andrianjafimahazomanana, Laingotiana Rakotondrazanaka, Laza Andriamparany, Hasina Iarivo, Tahïnā Ntsöoa, Andrea Catalina, Fitiavana Andrianarivo, Ny Miora, Stéphie Samuel, Henintsoa Randrianavalona

02/09/2024

Sary réel reo, 4 cameras kit complet Efa misy Hdd 500g, afaka jerena à distance naiza2raha misy connexion ao amnao 038 28 506 31

Send a message to learn more

28/08/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Vonjy Fotsiny, Rasoloarisoa Clarisse, Dina Nomenjanahary, Cedric Dupont, Souh Daniël, Rotsy Tiana Miangola

27/08/2024

indrisy tsy nahafeno 30 le commentaire fa mba hanomezana fa hafahampo anareo de ataoko antsapaka ze tsara vintana de omena crédit 2000ar tam le tonic teo aloha

27/08/2024

Asina kilalao kely ndray ve rankizy am 20h30? Azahoana credit ? Alefaso oe Eny de rehefa mahafeno commentaire 30 de Go👊👊

26/08/2024

Zay 5 tonga voalohany ato ô....alefa

26/08/2024

Hizara crédit 1 000Ar ho an'izay 5 tonga voalohany ny page @ 8h30
Mazotoa ary

22/08/2024

Efa paty 1kilao anazy irery de mbola miteny iany oe ataovy betsabetsaka ny baba annn..... Dadanay io 😁😁

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345116294

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Routs'Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Routs'Shop:

Share