23/06/2024
🌺🌺🌺 Hydrolat de Géranium 🌺🌺🌺
😍Vokatra Natoraly, mety tsara ho an'izay manana peau grasse à mixte, acnéique, tena tsara Sady mahafapo be ny vokatra♥️😍
🌺 Ampiasaina amin'ny fanesorana maquillage
🌺 Mety amin'ny tarehy mitera-menaka
🌺 Manakatona mason-koditra misokatra
🌺 Mamoaka tsara ny lokon'ny tarehy
🌺 Manadio
🌺 Manala mony
👉 Ahosotra amin'ny tarehy amin'ny alalan'ny coton disque, atao maraina Sy hariva alohan'ny anosorana crème fampiasanao, tsy kobanina
👉 Ampiasaina miaraka amn'ny masque mahazatra anao ( argile, ect...)
✅100% naturel
✅ Misy amin'ny 125ml
📩 Aza misalasala mandefa commande amin'ny message privé, afaka manao livraison
😍Idéale pour les peaux grasses à mixte, acnéique, très efficace 😍
🌺 Utiliser comme démaquillant
🌺 Lutte contre l'excès de sébum
🌺 Enlève les points noirs
🌺 Lutte contre les acnés
🌺 Apaisante et purifiante
🌺 Referme les pores
👉 Appliquer sur le visage à l'aide du coton à disque sans rinçage, matin et soir avant d'utiliser votre crème.
👉 Utiliser avec vos masques en poudre ( argile, ect...)
✅ 100% naturel
✅ Disponible en 125ml
📩 N'hésitez pas à passer votre commande en message privé, livraison possible