Balle'Frip Mdg

Balle'Frip Mdg Revendeur B***e Frip

12/09/2026

Oooiiiiiieeeehhh🥰
Ity ilay JEUX VOANDALANA 200 euro 💶 Anareo Abonné izay tsara vitagna 🙏
Tsotra kely ilay jeux 🎰
1) Manomeza chiffre 2 ary taggeo ny havanao akaiky 3 i hilalao sao dia ianareo mianakavy no tsara vitagna 🙏
2) Partageo amin’ny compte personnel anao ity Jeux hanamarinana fa Abonné Ianao
Atao fisarihana rehefa tonga i Tantine Fabiola izay tsy ho ela ka izay tsara vitagna mahazo azy 🥰
Compte 1 commentaire 1 ary compte faika tsy manankery
Bonne chance bisous 💋

Za mila Tosika Fidiran'ny mpianatra avi Tantine Fabiola  🩷
12/09/2026

Za mila Tosika Fidiran'ny mpianatra avi Tantine Fabiola 🩷

Ooiiiiieeeeeh 🥰
Ity ilay JEUX TOSIKA FIDIRAN’NY MPIANATRA
2.000.000ar be izao no zaraina anareo abonné
Conditions:
1)Sorato eo amin’ny commentaire hoe za mila Tosika FIDIRAN’NY mpianatra avy amin’i tantine Fabiola
2)Partageo amin’ny compte personnel anao ity pub ity hanamarinana fa abonné ato amin’ny tantine Ianao
3)Inviteo ny Namana iabonner ato amin’ny page ary alefaso amin’ny commentaire ny capture ( Invitation Amies)
Ny fisarihana dia atao rehefa avy mandeha vacances tantine lazaina aminareo eto
COMPTE FAIKA TSY MANANKERY 🙏

BON CHANCE À TOUS LES ABONNÉS 🥰🥰🥰

b***e Ensemble anakizyeuropéenne an tena tsara 350 000ar dia mp aingana fa vitsy vitsy
21/07/2026

b***e Ensemble anakizy
européenne an tena tsara
350 000ar dia mp aingana fa vitsy vitsy

🥰Robe Jean maro stylé 🥰 prix nefa tena mirary dia mirary ka tongava 💯
14/07/2026

🥰Robe Jean maro stylé 🥰
prix nefa tena mirary dia mirary ka tongava 💯

Coucou elaela tsika tsy tato ah !! B***e Cartigan lava sy fohy Dray Ary e tena mande b @ Zao Andro mangatsika Zao 🥰🥰🥰🥰 p...
14/07/2026

Coucou elaela tsika tsy tato ah !!
B***e Cartigan lava sy fohy Dray Ary e
tena mande b @ Zao Andro mangatsika Zao 🥰🥰🥰🥰
prix mirary dia mirary
midira mp 🩷

🔥Araraoty ny mora nefa tsara 🔥 B***e manteau Premium ❤️prix : 300 000ar de efa mahazo manteau premium tena tsara lotra r...
30/06/2026

🔥Araraoty ny mora nefa tsara 🔥
B***e manteau Premium ❤️
prix : 300 000ar de efa mahazo manteau premium
tena tsara lotra retour ito
tena oe tsara e 🥰🥰🥰
araraoty fa vitsy Ian sisa 😍😍😍♥️

ANDAO ANDRAY ANJARA SAO DIA IZAHO NA IANAO NO TSARA VINTANA ❤️
19/06/2026

ANDAO ANDRAY ANJARA SAO DIA IZAHO NA IANAO NO TSARA VINTANA ❤️

Ity ary ilay JEUX CADEAUX 🎁 FÊTE DE PÈRE 🧑
vakio tsara ilay soratra amin’ny Sary fa amin’ny Asabotsy hariva ny fisarihana 🙏
Bonne chance 👍

😘B***e slim jean femme 2 ème azo atao tsara 😘 prix abordables b mintsy ra hanodimbola 🤤❤️
19/06/2026

😘B***e slim jean femme 2 ème azo atao tsara 😘
prix abordables b mintsy ra hanodimbola 🤤❤️

❤️B***e capuchon ❤️ tena hoe manjaa 1 er choix retour tena tsaraaa lotra 🔥🔥🔥🥰🥰🥰mp aingana fa vitsivitsy Kely
16/06/2026

❤️B***e capuchon ❤️
tena hoe manjaa
1 er choix
retour tena tsaraaa lotra 🔥🔥🔥🥰🥰🥰mp aingana fa vitsivitsy Kely

13/06/2026

Bonsr maromaro livraison tsy tratra androany fa simba n'y moto n'y livreur atsika 😔😔 ezahana tratrarina lundy daolo livraison anareo dia mialatsiny anareo retra2 🙏🏾🙏🏾🙏🏾

Address

Isotry
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Balle'Frip Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share