Tᗩᒪᗝᘉ ᖇᗝᘎ𐌾ᙓ

Tᗩᒪᗝᘉ ᖇᗝᘎ𐌾ᙓ 𝐃𝐫𝐞𝐬𝐬 𝐭𝐨 𝐢𝐦𝐩𝐫𝐞𝐬𝐬 𝐲𝐨𝐮𝐫𝐬𝐞𝐥𝐟.

20/08/2026

Venez nombreuses ☺️

Live sur notre compte tiktok Abonnez-vous ☺️👌👇
10/08/2026

Live sur notre compte tiktok
Abonnez-vous ☺️👌👇

✨👖 TONGA NY JEANS VAOVAO AO AMIN’I MELIORA! 👖✨Mitady jean tsara kalitao, manara-penitra ary mampisongadina ny bikanao ve...
06/08/2026

✨👖 TONGA NY JEANS VAOVAO AO AMIN’I MELIORA! 👖✨

Mitady jean tsara kalitao, manara-penitra ary mampisongadina ny bikanao ve ianao? 🤍 Tonga eto amin’i Meliora izany!

🌸 Nahoana no misafidy an’i Meliora?
✨ Jean manara-damaody
✨ Kalitao tsara sy mahazo aina
✨ Vidiny fanokafana manokana
✨ Livraison misy point de récupération à Vinany Itaosy

⚡ Vitsy ny stock, ka izay tonga aloha no tompony. Aza miandry ho lany vao hanenina!

🛍️ Raha hanafatra :
✔️ Soraty “JP” ao amin’ny commentaire.
✔️ Alefaso avy eo amin’ny message privé ny coordonées
✔️ Vakio tsara aloha ny conditions de vente sy ny description amin’ny sary tsirairay mba hisorohana ny tsy fifankahazoana.

📦 Manao livraison izahay.

🤍 Taggeo ny namanao izay tia jean tsara sy manara-damaody!

💖Coucou les filles 💖💖Haut stylé à partir de 5000 ariary💖
03/08/2026

💖Coucou les filles 💖
💖Haut stylé à partir de 5000 ariary💖

😍✨ Tonga ny jeans voalohany ho fanokafana an’i Meliora! ✨😍Nahita modely tianao ve? 💙Soraty fotsiny ny “JP” ao amin’ny co...
02/08/2026

😍✨ Tonga ny jeans voalohany ho fanokafana an’i Meliora! ✨😍

Nahita modely tianao ve? 💙
Soraty fotsiny ny “JP” ao amin’ny commentaire dia alefaso avy hatrany amin’ny message privé ny anaranao sy ny coordonnées-nao.

📝 Azafady vakio tsara koa ny description sy ny détails ao amin’ny publication (hita eo amin’ny sary tsirairay ny informations rehetra momba ny jean: taille, refy, sns.).

📌 Alohan’ny hanaovana commande, vakio tsara ny Conditions de Vente izay épinglé eo an-tampon’ny pejy, mba hahafahana miara-miasa am-pilaminana sy hisorohana ny tsy fifankahazoana.

Misaotra indrindra amin’ny fahatokisana. 🤍🌷 Mirary shopping sambatra miaraka amin’i Meliora!

CONDITIONS DE VENTE chez Meliora🪷Mba hahafahan’ny commande rehetra mandeha tsara dia mangataka anareo hanaja ireto fepet...
02/08/2026

CONDITIONS DE VENTE chez Meliora🪷

Mba hahafahan’ny commande rehetra mandeha tsara dia mangataka anareo hanaja ireto fepetra ireto izahay. Misaotra indrindra amin’ny fahatokisana an’i Meliora. 🤍

🗓️ Arrivage
• Nouvel arrivage isaky ny herinandro.
• Publication photos détaillées ihany no atao, tsy manao live izahay.

💌 Fomba famandrihana (JP)
• Manoratra “JP” eo ambanin’ilay sary tianao.
• Ny commentaire izay asiana ❤️ “J’adore” avy aminay no voamarina ho nahazo ilay article.
• Rehefa manao JP dia alefaso avy hatrany amin’ny MP ny Nom, Téléphone ary Adresse complète.
• Rehefa atao “Les plus récents” ny commentaires, ny any amin’ny farany ambany no JP voalohany.
• Tsy azo mamaly (répondre) commentaire efa misy na mamafa commentaire.
• Raha tsy manamarina ny commande ny JP voalohany dia omena avy hatrany ny olona manaraka.

💳 Paiement
• Raha livraison le lendemain dia acompte 10.000 Ar no aloa amin’ny andron’ny commande.
• Raha mihoatra ny lendemain ny livraison dia 15.000 Ar ny acompte, ary aloa amin’ny andron’ny commande ihany.
• Ny frais d’envoi sy de retrait MVola/Orange Money dia à la charge du client.

📦 Commande Faritra
• Mandefa manerana ny faritra izahay.
• Ho an’ny commande any amin’ny faritra dia ny totalité de la commande no aloa amin’ny andron’ny commande.
• Koa mba jereo tsara ny taille sy ny article fidinao alohan’ny hanaovana commande satria sans retour ny commande any amin’ny faritra.

🛵 Livraison & Récupération
• Miankina amin’ny toerana ny frais de livraison.
• Tsy misy livraison Dimanche.
• Afaka manao récupération ety Itaosy ihany koa.
• Rehefa tonga ny livreur dia 5 minutes maximum ihany no afaka hiandrasany.

⚠️ Vérification & Retours
• Afaka manamarina tsara ny commande raha mbola eo ny livreur.
• Rehefa efa voaloa ny entana sy lasa ny livreur dia tsy misy retour, échange na remboursement intsony.
• Tsy mampanao au choix izahay.

✨ Misaotra indrindra amin’ny fitokisana sy ny fanohanana an’i Meliora💕.

Address

Antananarivo

Telephone

+261345254490

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tᗩᒪᗝᘉ ᖇᗝᘎ𐌾ᙓ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share