24/06/2026
Tompo ô, Ianao no manao ny zavatra rehetra ho tanteraka, Ianao no mamaly ny vavakay, Ianao no manokatra ny varavarana
rehefa mandondòna izahay. Tsy mba olona Ianao ka handainga, izay nolazainao dia ataonao. Izay ampanantenainao dia tanterahinao.
Anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra .