Nathalie Store MDG

  • Home
  • Nathalie Store MDG

Nathalie Store MDG "Ny tsara tsy voatery ho lafo ato aminay"
Vente en ligne
Entana isankarazany

11/07/2026



IRETO MISY ETAPE09 NA TUTO TSOTSOTRA FIANARANA MAKE UP HO ANTSIKA DEBUTANTS ...1. Ataovy madio sy mando ny hoditraSasao ...
11/07/2026

IRETO MISY ETAPE
09 NA TUTO TSOTSOTRA FIANARANA MAKE UP HO ANTSIKA DEBUTANTS ...

1. Ataovy madio sy mando ny hoditra
Sasao aloha ny tarehy.
Asio crème hydratante.
Raha misy dia asio primer mba haharetan'ny maquillage.

2. Fond de teint
Mifidiana loko mitovy amin'ny vozonao.
Apetaho amin'ny éponge na pinceau, ary afangaro tsara mba tsy hisy tsipika.

3. Concealer
Atao eo ambanin'ny maso sy amin'ny tasy.
Aza manao be loatra.
4. Poudre
Asio poudre kely hanamafy ny fond de teint, indrindra amin'ny faritra mora mangirana (T-zone).

5. Sourcils
Fenoy moramora ny banga.
Araho ny endriny voajanahary fa aza atao matevina loatra.

6. Maso
Loko beige na marron clair no tsara hanombohana.
Asio mascara mba hampisongadina ny volomaso.

7. Blush
Apetaho eo amin'ny takolaka ary afangaro miakatra mankany amin'ny sofina.

8. Molotra
Asio baume aloha.
Mampiasà rouge à lèvres n**e, rose, na pêche ho an'ny look naturel.

9. Famaranana
Raha manana setting spray dia asio mba haharetan'ny maquillage.

Torohevitra lehibe indrindra: Ny tsiambaratelon'ny maquillage tsara dia ny blending. Afangaro tsara foana ny vokatra rehetra mba hijery voajanahary.
Aza adino ny manaraka page Nathalie Store MDG

08/07/2026

SIGABO
Cliquer Suivre

07/07/2026
Kitio ilay suivre fa ivoaka tsy ho ela ny épisode 1
06/06/2026

Kitio ilay suivre fa ivoaka tsy ho ela ny épisode 1

06/06/2026

Kitio ilay suivre fa arahinao tsy ho ela

Address

Centre Ville

101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nathalie Store MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Shop?

Share