BITRO tsara

BITRO tsara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BITRO tsara, Shopping & retail, Sabotsy namehana, Antananarivo.

Fikiafikia kely rah sendra voany lagale ny BITRO naoFantatsika angamba fa mahafaty BITRO ny anamamy❌Eto ndray ilaina izy...
25/07/2022

Fikiafikia kely rah sendra voany lagale ny BITRO nao
Fantatsika angamba fa mahafaty BITRO ny anamamy❌
Eto ndray ilaina izy fa manasitrana lagaly
rah sendra voany lagaly le bitronao de mitadiava anamamy dia tsindriko kely le voany masaka iny no ilaina tsy omena azy akory iny😒sao misy diso hevitreo de handeh omena azy iny
Fomba ampiasana anile voana anamamidia(sauvage)
Potserina iny de ahositra voany lagaly
Mila manositra mandrampahasitra azy
5jour na 7jour de hitanao ny vokany
fa hositra lefery .
Mazava ve!!😲

Raha tianao hahomby ny zavatra Ray☝️ Zay ataonao ,Mila fitiavana aloha ny voalohanyFiaretana Esory ny fahakiviana fa ren...
25/07/2022

Raha tianao hahomby ny zavatra Ray☝️ Zay ataonao ,
Mila fitiavana aloha ny voalohany
Fiaretana
Esory ny fahakiviana fa reny miserana fotsiny🏃
Tohizo ny lalana efa nizorana fa ao aloha kely ao ny valiny ny hazakazaka vitanao🏅🏆asio finiavana de hohitanao ny vokany
Teny kely atsipy😊
Mazava ve!!😳

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BITRO tsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share