Rachelle & Co.

Rachelle & Co. Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rachelle & Co., Ouest Ambohijanahary, Antananarivo.

Brillez jusqu'au bout de vos ongles ✨

- Pose capsule classique
- Pose américaine
- Pose demi-capsule
- Pose vernis
- Gainage (gel et rubber base)
- Soins manucures et pédicures

📍 Andrefan'ambohijanahary (derrière le camp Ratsimandrava)

Mamy loatra ny retour nareo ohatrizao ❤️‍🔥❤️‍🔥Merci pour la confiance et le partage Tamasa Andriamanoa 🌸
25/05/2026

Mamy loatra ny retour nareo ohatrizao ❤️‍🔥❤️‍🔥

Merci pour la confiance et le partage Tamasa Andriamanoa 🌸

24/05/2026

Remplissage hard gel avec une repousse de 4 semaines ✨

30/04/2026

Allo ? Ndao hanao hoho ✨

30.000 ar fotsiny ny cat eyes ato amintsika dia manasa anareo hatrany ho tonga aty aminay 🫶🏿

27/04/2026

Oay rankizy e. Vous m'avez tellement manqué 🫶🏿🫶🏿

Ke karakory : hagnano sa tsy hagnano ? 😉

27/02/2026

Aza mitaraikiraiky any fa ny anay lasa foana an 🤭

Extensions sur demi-capsules sy pose vernis SMP indray no hoetiko ho anareo amin'ity zoma ity ❤️

Ho an'izay mitady PO hikarakara ary amin'izao faran'ny volana izao dia aza misalasala mi contacte an'i Rachelle & Co. Ny prix mbola tsy niova fa manomboka amin'ny 8k ar dia efa mivoaka d'or ato aminay ✨

Confirmer na à J-1 foana ny rdv an, ireto ny contacts :

- WhatsApp : 032 88 811 09
- Compte perso : Valisoa Raharinosy
- Mobile : +261 49 692 49

Sayonaraaaaa

27/02/2026

Extensions sur demi-capsules sy pose vernis SMP 💞
Seulement à 20.000 ar et 8.000 ar sur rdv à J-1☺️

MITADY NAIL MODELS 🥰 Pour la rénovation de mon catalogue, je cherche des modèles pour chacune des prestations suivantes ...
23/02/2026

MITADY NAIL MODELS 🥰

Pour la rénovation de mon catalogue, je cherche des modèles pour chacune des prestations suivantes :

✨ pose vernis SMP
✨ pose capsules classiques (mains / pieds)
✨ pose demi-capsules + gel
✨ pose demi-capsules + vernis SMP
✨ pose américaine
✨ gainage
✨ remplissage

- Des frais de participation sont à prevoir et varient selon votre prestation/modèle.
- Possibilité de personnalisation

22/02/2026

Tonga ndray agnay oh 💃🏿 Tsy aleo ve faranantsika amin'ireto pose waouh be reto ny semaine antsika ? ✨

Bon dimanche daholo ohhh 🥰

Iza no mazoto hanao muse aloha fa hanova catalogue zah e ? 💐

SCANNEZ ET PARTAGEZ VOTRE EXPÉRIENCE AVEC RACHELLE & CO. 💥Coucou mes jolies ❤️ Vaovao ho partager ko kely aminareo izy i...
20/02/2026

SCANNEZ ET PARTAGEZ VOTRE EXPÉRIENCE AVEC RACHELLE & CO. 💥

Coucou mes jolies ❤️

Vaovao ho partager ko kely aminareo izy ity an : manomboka androany dia afaka mizara ny avis anareo ianareo isakiny mahavita prestation ato aminay ✨

Tsotra kely an :

- Na ianareo mi cliquer an'ilay lien "Feedback" eo amin'ny voalohany page eo ;
- Na ianareo mi scanne direct ny QR code tsika (manokatra appareil photo, scanner na ny code dia tsindrina ny lien mipoitra eo)

Ho alefako par mp foana ihany moa ny lien isakiny vita ny rdv anareo ary rehefa maromaro ny avis dia avoakantsika 100% eto amin'ny page 💐 Ary asintsika jour spécial ho an'ny retour avy aminareo mintsy

Noezahana mba tsy ho sarotra ilay izy dia somary vary amin'anana kely 🤣 Eo amin'ny 2 min au maximum no hamenoanareo azy ☺️

Misaotra sahady ho anareo zay mahatoky anay hatrany dia ndao ary hanao hoho eee !! Mbola malalaka tsara ny créneau antsika rapitso 😚

Aza miala lavitra fa hisy annonce de recherche ana muse atsy ho atsy raha tia mi s'afficher anaty catalogue nareo 🎁

Bon vendredi daholo oh sayonaraaaaa 🙇🏿‍♀️

Ny entana nafaran'i Alice Mariah sy ny entana tonga 😝Ity french mamikely ity ndray ary no andeha hirarinay weekend mahaf...
14/02/2026

Ny entana nafaran'i Alice Mariah sy ny entana tonga 😝

Ity french mamikely ity ndray ary no andeha hirarinay weekend mahafinaritra be ho anareo 💞

Pose capsules classiques izy ty dia raha ato aminay dia 15.000 ar fotsiny dia mahavita azy ✨

Arahabaina manokana eto ihany koa i Rojo Scott fa izy no nahazo tamin'ny jeu concours Saint-Valentin nokarakaraina ka avoakanay eto ihany ny lokany 😉

Bonne soirée daholo ary dia aza adino fa à J-1 ny prise de rdv antsika an 🫶🏿

Et joyeuse Saint-Valentin 💗 Sayonaraaaaa

Address

Ouest Ambohijanahary
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261344969249

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rachelle & Co. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share