EvoDigi

EvoDigi Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EvoDigi, Thrift & Consignment Store, Antananarivo.

07/07/2025

T'as raison ๐Ÿ™

Isaky ny mitomany sy malahelo ianao, dia tsarovy ity andinin-teny ity:"Efa reko ny vavakao ary hitako ny ranomasonao, di...
30/06/2025

Isaky ny mitomany sy malahelo ianao, dia tsarovy ity andinin-teny ity:

"Efa reko ny vavakao ary hitako ny ranomasonao, dia hanasitrana anao Aho."

2 Mpanjaka 20:5
MIRARY HERINANDRO MAHAFINARITRA SY FENO FAHASOAVANA HO ANTSIKA REHETRA ๐Ÿ™๐Ÿ˜

ยฉ Soa Ho Anao

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Miarahaba ny Malagasy rehetra tratry ny Asaramanitra ๐ŸŽ‰Mirary soa hatrany ๐Ÿ™
26/06/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Miarahaba ny Malagasy rehetra tratry ny
Asaramanitra ๐ŸŽ‰

Mirary soa hatrany ๐Ÿ™

TROSA MAMELONA SY TROSA MAMONOMba fantatrao ve hoe misy ny atao hoe trosa mamelona sy trosa mamono?Ny mpanankarena no ma...
25/06/2025

TROSA MAMELONA SY TROSA MAMONO

Mba fantatrao ve hoe misy ny atao hoe trosa mamelona sy trosa mamono?

Ny mpanankarena no mampiasa ny trosa mamelona fa ny mahantra kosa no mampiasa ny trosa mamono.

Ny mpanankarena rehefa mitrosa dia haodiny ilay izy. izany hoe ampiasainy ny vola nitrosany ka ny tombony ihany no amerenany ilay vola nitrosany avy eo. Mety hoe nividianany actif ilay izy na koa hampiroboroboany ny business ataony. Vao may mahazo tombony ny mpanankarena rehefa mitrosa satria mitombo ny volany arakaraka ny itrosany.

Ny mahantra kosa rehefa mitrosa dia natao holaniana. Izany hoe mitrosa izy satria tsisy na tsy ampy ny vola eo aminy ka izay no antony itrosany mba hampitomboany hatrany ny fandaniany. Mamono azy ilay trosa satria vao may hosahirana izy hamerina ilay vola, ary ho bokan-trosa no hiafarany raha tsy miova.

Raha hitrosa ihany dia manaova toy ny mpanankarena.

Ireto daholo ny antony tokony hitrosainao raha tianao hitombo ny harenanao:

๐Ÿ‘‰Hampitomboinao ny business nao na ny orinasanao
๐Ÿ‘‰Hividiananao zavatra mbola hitondra tombony ho anao
๐Ÿ‘‰Hampiasainao amin'ny business hitanao fa efa mandeha
๐Ÿ‘‰Hividianana actif toy ny trano hampanofaina, ananganana orinasa, tany averina amidy, fitaovana hampanofaina.... sns

Rehefa ireo daholo mantsy no antony itrosanao dia ho mora aminao ny mamerina ny volan'olona nefa sady mahazo tombotsoa ihany koa ianao.

Indrana

๐—›๐—ฃ ๐—ฃ๐—ฟ๐—ผ๐—ฏ๐—ผ๐—ผ๐—ธ ๐—š๐Ÿญ๐Ÿ’ฆ Core i3 4รจme Gรฉnรฉration, 15,6"๐Ÿ’ฆ RAM : 4 Go DDR3 ๐Ÿ’ฆ HDD : 500 Go๐Ÿ’ฆ Coque aluminium๐Ÿ’ฆ Bon รฉtat 10/10๐Ÿ’ฆ Batterie...
21/06/2025

๐—›๐—ฃ ๐—ฃ๐—ฟ๐—ผ๐—ฏ๐—ผ๐—ผ๐—ธ ๐—š๐Ÿญ
๐Ÿ’ฆ Core i3 4รจme Gรฉnรฉration, 15,6"
๐Ÿ’ฆ RAM : 4 Go DDR3
๐Ÿ’ฆ HDD : 500 Go
๐Ÿ’ฆ Coque aluminium
๐Ÿ’ฆ Bon รฉtat 10/10
๐Ÿ’ฆ Batterie ๐Ÿ”‹: 3h estimation
๐Ÿ’ฆ We**am โœ“
๐Ÿ’ฆ Wi-Fi โœ“
๐Ÿ’ฆ Port HDMI โœ“

Prix : 500 000 Ar

๐Ÿ“ž 038 39 212 06
ou Mp ร  EvoDigi

๐ŸŽฏ ๐—ก๐˜† ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฑ๐˜† ๐—ผ๐—ฟ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ ๐Ÿ’ปMaro ny olona mividy ordinateur nefa tsy mahalala akory izay tena ilain...
07/06/2025

๐ŸŽฏ ๐—ก๐˜† ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฑ๐˜† ๐—ผ๐—ฟ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ ๐Ÿ’ป

Maro ny olona mividy ordinateur nefa tsy mahalala akory izay tena ilainyโ€ฆ dia lasa very vola fotsiny! Ireto ร ry ny zava-dehibe tokony ho fantatra:

โœ… ๐Ÿญ. ๐—ก๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜‡๐˜†
โ€“ Ho anโ€™ny fianarana ve? Asa birao? Montage vidรฉo? Gaming? Tsy mitovy ny specs ilainy.

โœ… ๐Ÿฎ. ๐—ฅ๐—”๐—  ๐˜€๐˜† ๐—ฃ๐—ฟ๐—ผ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ
โ€“ Raha miadana ny RAM (2Go/4Go) dia ho maika ho sosotra ianao. Aleo manomboka aminโ€™ny 8Go RAM sy Intel i5 (na mitovy aminy).

โœ… ๐Ÿฏ. ๐——๐—ถ๐˜€๐—พ๐˜‚๐—ฒ ๐—ฑ๐˜‚๐—ฟ (๐˜€๐˜๐—ผ๐—ฐ๐—ธ๐—ฎ๐—ด๐—ฒ)
โ€“ SSD no tsara kokoa noho ny HDD satria haingana sy tsy mitabataba. Raha 256Go SSD dia efa ampy raha tsy mitahiry vidรฉo maro.

โœ… ๐Ÿฐ. ๐—•๐—ฎ๐˜๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ถ๐—ฒ ๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ
โ€“ Tsara jerena hoe maharitra ve ny batterie, ary tsy mora mi-chauffe ve ilay izy rehefa mandeha ela.

โœ… ๐Ÿฑ. ๐—˜๐—ฐ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป ๐˜€๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ป๐˜†
โ€“ Raha mandeha matetika ianao dia aleo kely sy maivana (13โ€โ€“14โ€). Raha mijery sarimihetsika sy manao design: 15โ€ na mihoatra no tsara.

โœ… ๐Ÿฒ. ๐—ฉ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ
โ€“ Aza faly aminโ€™ny vidiny mora be raha tsy misy garantie. Tsara jerena hoe inona no azonao aminโ€™ilay vola aloanao.

๐—™๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—›๐—”๐—ก๐—”:
Mety ho tsara endrika ilay ordinatera fa ratsy ao anatiny. Ataovy mazava ny zavatra ilainao vao manapa-kevitra.

EvoDigi

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EvoDigi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to EvoDigi:

Share