SoaSoa Deals

SoaSoa Deals Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SoaSoa Deals, Shopping & retail, Antananarivo.

Salama e 🥰 Tongasoa eto amin'ny SoaSoa DealsIreto misy fepetra maromaro vitsivitsy rehefa manjifa ato aminay ianao 🤗 📌 F...
01/04/2026

Salama e 🥰 Tongasoa eto amin'ny SoaSoa Deals
Ireto misy fepetra maromaro vitsivitsy rehefa manjifa ato aminay ianao 🤗

📌 FEPETRA SY FOMBA FIVAROTANA

1. 🛒 Fanaovana commande
Mila manome ireto mombamomba ireto ny mpanjifa:
Anarana
Adiresy mazava
Laharana finday azo antsoina

2. ⏳ Fotoana fanaterana (livraison)
Ny commande atao androany dia halefa rahampitso.
Miezaka hatrany izahay manaja ny fotoana voalaza, saingy mety hisy fiovana kely raha misy antony tsy azo ialana, mampahafantatra ny mpanjifa izahay raha misy izany.
Tsy misy livraison amin'ny andro Alina

3. 🚚 Fomba fanaterana
Livraison dia atao amin’ny:
Mpitatitra (livreur)
Na alefa colis (raha any amin’ny faritra)
Hifampiresahana mialoha ny toerana sy ora mety amin’ny mpanjifa ary ny sarany

4. 💰 Fandoavana (paiement)
- Antananarivo:
Afaka mandoa rehefa tonga ny entana (paiement à la livraison)

- Faritra (province):
Tsy maintsy aloa manontolo mialoha ny entana

5. ❗ Fanafoanana commande
Afaka manafoana commande raha mbola tsy nalefa ny entana
Raha efa nalefa:
Tsy azo foanana intsony ny commande

6. 🔁 Fiverenana na fanoloana entana
Tsy azo averina na soloina ny entana raha:
Diso safidy ny mpanjifa
Niova hevitra tampoka
Azo soloina kosa raha:
Diso entana nalefa
Misy fahasimbana hita mialoha ny fampiasana
➡️ Tokony hampandre ao anatin’ny 24 ora aorian’ny fandraisana entana

Izay ary fa dia misaotra mialoha amin'ny fahatokisana ❤️🤍❤️

Salama daholo 😊Lampe de bureau mahafatifaty kely ✅ Flexible, portable✅ 3 modes d’éclairage ✅ Rechargeable ✅ Design migno...
29/03/2026

Salama daholo 😊

Lampe de bureau mahafatifaty kely
✅ Flexible, portable
✅ 3 modes d’éclairage
✅ Rechargeable
✅ Design mignon et pratique
✅ Compartiment à l’arrière pour stylos, crayons etc

Prix : 30 000 Ar

Couleur disponible bleu, vert et rose.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SoaSoa Deals posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share