03/09/2026
Misy foana ny mpamadika, mpialona,ireo tsy faly amin’ny fahombiazanao ary mety olona akaiky anao.
Aza kivy. Hajao ny finoanao, Razanao ary ireo Zavamanakasina miara-dia aminao.
Aza mamaly faty… dia ho hitanao ny tohiny.