Chez Nita

Chez Nita Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Nita, Shopping & retail, Antsirabe, Antananarivo.

Proverbe 16 : 3🕊️
Boutique en ligne spécialisée en articles mode
Produits tendance, qualité garantie et prix accessibles.
📍 Livraison disponible partout à Mada
💳 Paiement par Mobile Money
📩 Commande via message privé
📞038 46 364 31

26/05/2026

Enfinnnnnn😊
Me revoilà🥰
Voalohany indrindra tompoko dia miala tsiny tamin'ny imperfections rehetra, tamin'ny tsy naha teo ahy🙏

Ny faharoa manarak'izay dia ho alefako eto tsy ho ela ny valin'ny lalaontsika noho ny antony manokana izay mbola andalapamahana ny olana izahay🥰

Farany dia mbola tsy afaka mandray commande izahay😊

Mankasitraka indrindra tompoko 🥰

10/05/2026

Bonsoir mes beauté 🥰

Félicitations à nous feno 1K tsika izao☺️
Alefako eto ny valin'ny lalaontsika afaka fotoana fohy🥹

Ialana tsiny indrindra tompoko raha misy tsy voavaly ianareo fa maro loatra ny MP anareo🩷

Ilay ensemble rayures, couleur uni
Détails :
✔️ Prix : 21.000ar
✔️ Taille : XS - SM (NB : taille M - XL + 5000ar)
✔️ Couleur dispo : rose, bleu, noir, blanc
✔️ Tissu : lin
❗Si vous voulez passer vos commandes veuillez envoyer votre : l'article, taille, couleur, contact et lieu de livraison
❗ Raha anao commande ianareo dia alefaso MP ny : ilay article, taille, couleur, contact, lieu de livraison

Mankasitraka sahady🩷
Bonne soirée mes beautés🌸

08/05/2026

Hello mes amours🍒
Mialatsiny ndrindra reto fa tsy araka ilay mp anareo a🙏
Misy olana kely ilay mpanjaitra dia tsy eo raha tsy amin'ny 12 mais dia izay mahandry izay dia confirmer ko zao ny commande ny🥰
Merci pour votre compréhension 🤗

Bon week-end mes beautés🌸

Hey🍒Ito arany ilay arrivage tsika e🤍Ensemble short chemise🌸2 pièce seulement🌼Disponible sur commande seulement 🌸
06/05/2026

Hey🍒
Ito arany ilay arrivage tsika e🤍
Ensemble short chemise🌸
2 pièce seulement🌼
Disponible sur commande seulement 🌸

Hello hello🍒Ensemble rayures pantalon💗Disponible sur commande chez nous🥰Prix très abordables ❤️
06/05/2026

Hello hello🍒
Ensemble rayures pantalon💗
Disponible sur commande chez nous🥰
Prix très abordables ❤️

Niverina ihany koa anie ito ensemble ito e🩷Mp aingana🌸21.000ar au lieu de 23.000ar  ho an'ireo izay handeha anao voyage ...
06/05/2026

Niverina ihany koa anie ito ensemble ito e🩷
Mp aingana🌸
21.000ar au lieu de 23.000ar ho an'ireo izay handeha anao voyage d'étude🤗🤍
Oui mora be🌼

Hello🍒Jereo anie zany hatsarana e😍Sady ny andro anie efa mangatsika e🌸Mp aingana fa sur commande aki an💗
06/05/2026

Hello🍒
Jereo anie zany hatsarana e😍
Sady ny andro anie efa mangatsika e🌸
Mp aingana fa sur commande aki an💗

Coucou 🍒Haut stylé tsara be🌸Disponible sur commande chez nous 🩷 Mp aingana ary🤍
06/05/2026

Coucou 🍒
Haut stylé tsara be🌸
Disponible sur commande chez nous 🩷
Mp aingana ary🤍

Hiiii🍒Niverina ndray anio ilay robe maxi ne ee🥰Tena oe manjakely reto a🌸Disponible sur commande hatrany🩷Mp aingana🌼
06/05/2026

Hiiii🍒

Niverina ndray anio ilay robe maxi ne ee🥰
Tena oe manjakely reto a🌸

Disponible sur commande hatrany🩷
Mp aingana🌼

06/05/2026

Bonsoir mes beautés 🌸
Miala tsiny tamin'ny tsy naha teo anay fa efa tafaverina soamatsara izahay zao ary vonona ny hanome ny tsara indrindra avy aty aminay🩷

Efa maro be isika eto amon'ny page dia mitohy hatrany ny lalao antsika fa efa kely sisa dia ho tratra ny tanjona a🌼

Hisy arrivage tsara be rehefa avy eo🍒
Aza miala alavitra fa kely sisa an🫶

Address

Antsirabe
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Nita posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share